Africain.info : actualité Afrique
REVUE DE PRESSE   :   ACTUALITES D'AFRIQUE
   
 
Tsipy kanetibe : Nisongadina i Mbolanamana sy i Lam
Newsmada [21/09/2026]

Tontosa teny amin’ny kianja Ankatso, ny sabotsy lasa teo, ny “Grand Open” taranja Tsipy kanetibe nokarakarain’ny ligy Analamanga. Nanohana ny lalao ary nanolotra ny amboara sy ny fanomezana rehetra tamin’ity, i Kawindre Tsakou, teratany karana. Nisongadina teo amin’ny veterans, i Lam sy i (…)

[Source : lire l'article complet dans Newsmada]



        e-mail
 
 
 
 
Autres articles de Newsmada :
 
Karate – Tompondakan’Analamanga : Nisavoritaka fa nisy seksiona roa Antananarivo
Nisy disadisa ny fiadiana ny ho tompondakan’ny ligin’ Analamanga, taranja karate ny sabotsy lasa teo, teny amin’ ny kianja mitafon’Ankatso. Nanana (…)
Barean’i Madagasikara : Nesorina tanaty lisitra i Zacharie Boucher
Taorian’ny kiana sy fanehoan-kevitra isan-karazany, nalana tao anatin’ny lisitry ny Barea i Zacharie Boucher. Nitsipaka ny fanapahan-kevitry ny (…)
Fitsarana ny fifidianana : Mitaky fomba fitoriana tsotra ireo ben’ny Tanàna
Anisan’ny tolokevitr’ireo ben’ny Tanàna, natolotra teny Iavoloha ny momba ny fitsarana sy fitarainana eo anivon’ny HCC. Tokony ho antoka iray (…)
Ralaiseheno Guy Maxime : « Tokony hiaiky ny fahadisoany ireo depiote »
Nohamafisin’ny mpanolotsaina manokan’ny Filohan’ny Fanavaozana, Ralaiseheno Guy Maxime, fa anisan’ny manana fahadisoana amin’ny zava-miseho (…)
FOCUS TOJONIAINA
 
Imprimer cette page

 
 

Le portail Africain.info indexe des journaux existants par ailleurs indépendamment sur le web. Les opinions exprimées dans ces journaux ne reflètent pas les opinions d’Africain.info, et ne peuvent lui être imputées. Les propos des articles n'angagent que la résponsabilité de leurs auteurs. Pour toute réclamation sur les contenus, voir directement avec les journaux concernés ou les auteurs des articles.

Africain.info : l'actualité africaine et la presse de l'Afrique en ligne. Portal de journaux africains et actualités africainnes de dernière heure.

Publication web : DIRECTWAY

| Conditions générales d'utilisation  | Nos coordonnés, contact   | Copyright © DIRECTWAY Africain.info