Africain.info : actualité Afrique
REVUE DE PRESSE   :   ACTUALITES D'AFRIQUE
   
 
« Ant’SAry Doc Mada », andiany faha-4 : Hasongadina ireo horonantsary fanadihadiana
Newsmada [24/09/2026]

Horonantsary maro notontosaina tany amina firenena 10, anisany ny eto Madagasikara. Ireo no halahatra, hampahafantarina sy hifaninanana mandritra ny “ant’Sary Doc Mada”. Hatao eto Antananarivo ny andiany faha-4 amin’ny “Festival Ant’Sary Doc Mada”, ny 25 septambra hatramin’ny 3 oktobra izao. (…)

[Source : lire l'article complet dans Newsmada]



        e-mail
 
 
 
 
Autres articles de Newsmada :
 
Faritr’Itasy : Taribin-jiro 600 m nisy nangalatra
Mirongatra ny halatra taribin-jiro any amin’ny lalam-pirenena voalohany, indrindra any amin’ny faritra Itasy. Tamin’ny alin’ny alatsinainy 14 (…)
Fikaonandoham-pirenena: Hiofana ireo « Trio » ho eny ifotony
Miroso tsikelikely ny fiatrehana ny fikaonandoham-pirenena. Anisan’ny efa handeha ny eny anivon’ny fokontany. Nambaran’ny loharanom-baovao eo (…)
TARATRY ny KANTO
Hahemotra amin’ny fotoana manaraka ny « Zoma ifampizarana », adihevitra tokony hotontosaina ny zoma izao, eny amin’ny Mozea ICMAA Isoraka. Noho ny (…)
INDRAY MIJERY
Sekoly vaovao miisa telo, samy manana efitrano fianarana roa, no naorina ao amin’ny kaominina Miary Lamatihy, distrikan’i Sakaraha. Tamin’ny (…)
« Ventson’ny Be Art » : Mifandrary ny kanton’i KaMi sy Zongo Bilaky
Manome sehatra hisongadinan’ny fahasamihafan’ny fomba fanehoan’ny mpanakanto ny sanganasany ny Tokotany Be Malagasy. Anisany ny fampirantiana (…)
 
Imprimer cette page

 
 

Le portail Africain.info indexe des journaux existants par ailleurs indépendamment sur le web. Les opinions exprimées dans ces journaux ne reflètent pas les opinions d’Africain.info, et ne peuvent lui être imputées. Les propos des articles n'angagent que la résponsabilité de leurs auteurs. Pour toute réclamation sur les contenus, voir directement avec les journaux concernés ou les auteurs des articles.

Africain.info : l'actualité africaine et la presse de l'Afrique en ligne. Portal de journaux africains et actualités africainnes de dernière heure.

Publication web : DIRECTWAY

| Conditions générales d'utilisation  | Nos coordonnés, contact   | Copyright © DIRECTWAY Africain.info