Africain.info : actualité Afrique
REVUE DE PRESSE   :   ACTUALITES D'AFRIQUE
   
 
Tarika AmbondronA : 25 taona niara-nanoratra tantara tamin’ny mpankafy
Newsmada [28/09/2026]

Tsy hira fotsiny… Fiainana manontolo no niarahan’ny tarika sy ny mpankafy azy. Fintina an-tsehatra ihany ny seho. Fanamby goavana hafa indray no tontosa. No­porofoin’ny Ambon­dronA indray ny maha tarika anisan’ny be mpankafy azy ireo. Tanteraka ireo fanamby maro, nandritra ny «Ivony», omaly, (…)

[Source : lire l'article complet dans Newsmada]



        e-mail
 
 
 
 
Autres articles de Newsmada :
 
JMSM : Hahazo vahana ny Hip Hop sy ny Rap
Toy ny efa fanaony, tsy hamela handalo fotsiny ny fankalazana ny andro maneran-tany ho an’ny fahasalamana ara-tsaina na ny “Journée mondiale de la (…)
Faritra Betsiboka : Miantso ny fanjakana ny fikambanana Zabemi
Tonga mavitrika teto Antananarivo ireo mpitolona avy any Betsiboka anisan’ny nanatevin-daharana ny hetsika tamin’ny taon-dasa, notarihin’ny (…)
Toamasina : Nisitraka fitaovam-pianarana ireo zanaka mpanao gazety
Nandalo fotoan-tsarotra toy ny mponina rehetra niharam-boina ny mpanao gazety ao Toamasina, taorian’ireny fandalovan’ny rivodoza Gezani ireny. (…)
« Jalsa Salana 2026 » : Niaraka niombom-bavaka ny Miozolomanina Ahmadiyya
Fanehoana fiombonana sy firahalahiana ny hetsika fanao isan-taona ao anatin’ny fihaonambe « Jasla Salana » fanaon’ny miozoloanina. Tanjona ny (…)
FOCUS NY EJA
 
Imprimer cette page

 
 

Le portail Africain.info indexe des journaux existants par ailleurs indépendamment sur le web. Les opinions exprimées dans ces journaux ne reflètent pas les opinions d’Africain.info, et ne peuvent lui être imputées. Les propos des articles n'angagent que la résponsabilité de leurs auteurs. Pour toute réclamation sur les contenus, voir directement avec les journaux concernés ou les auteurs des articles.

Africain.info : l'actualité africaine et la presse de l'Afrique en ligne. Portal de journaux africains et actualités africainnes de dernière heure.

Publication web : DIRECTWAY

| Conditions générales d'utilisation  | Nos coordonnés, contact   | Copyright © DIRECTWAY Africain.info