Africain.info : actualité Afrique
REVUE DE PRESSE   :   ACTUALITES D'AFRIQUE
   
 
INDRAY MIJERY
Newsmada [30/09/2026]

Nanomboka omaly, teny amin’ny Kianja mitafo Vontovorona, ny fiadiana ny « IHF Trophy », taranja handball, sokajy «sénior », vehivavy ho an’ny faritra faha-7. Firenena dimy no hiady izay ho lohany amin’izany. I Madagasikara mpampiantrano, La Réunion, Mayotte, Seychelles ary i Comores. Haharitra (…)

[Source : lire l'article complet dans Newsmada]



        e-mail
 
 
 
 
Autres articles de Newsmada :
 
GOGUETTE ALLIANCE 92 ( 30 09 2026 )
Lalaon-tsaina Echecs – Olympiades 2026: Ao anaty «Top 100» ny ekipa malagasy
Nifarana ny alatsinainy lasa teo, tany Samarcande, Ouzbekistan, ny andiany faha-46 amin’ny Olympiades eo amin’ny lalaon-tsaina Echec. Tsy (…)
Taranja lomano: Tafajoro ny klioba OSA Natation
Nitsangana tamin’ny fomba ofisialy, ny sabotsy 26 septambra 2026 lasa teo, ny klioba amin’ny taranja lomano Onde sportive d’Ankadindramamy (OSA (…)
Fifanintsanana Can 2027 ; Nanao ady sahala tamin’i Tanzanie ny Barean’i Madagasikara
Sady tsy tsara no tsy ratsy, nanao ady sahala 1 no ho 1, teo anatrehan’ny Taifas Stars Tanzania, ny Barean’i Madagasikara, omaly, tany Maroc. (…)
JMSM : Hahazo vahana ny Hip Hop sy ny Rap
Toy ny efa fanaony, tsy hamela handalo fotsiny ny fankalazana ny andro maneran-tany ho an’ny fahasalamana ara-tsaina na ny “Journée mondiale de la (…)
 
Imprimer cette page

 
 

Le portail Africain.info indexe des journaux existants par ailleurs indépendamment sur le web. Les opinions exprimées dans ces journaux ne reflètent pas les opinions d’Africain.info, et ne peuvent lui être imputées. Les propos des articles n'angagent que la résponsabilité de leurs auteurs. Pour toute réclamation sur les contenus, voir directement avec les journaux concernés ou les auteurs des articles.

Africain.info : l'actualité africaine et la presse de l'Afrique en ligne. Portal de journaux africains et actualités africainnes de dernière heure.

Publication web : DIRECTWAY

| Conditions générales d'utilisation  | Nos coordonnés, contact   | Copyright © DIRECTWAY Africain.info