Africain.info : actualité Afrique
REVUE DE PRESSE   :   ACTUALITES D'AFRIQUE
   
 
Ady amin’ny kolikoly : Tanora 60 nampitana ny foto-pisainana manaja ny fahitsiana
Newsmada [2/10/2026]

Hifarana anio, eto Antananarivo, ny zaikaben’ny tanora ho an’ny fahitsiana. Hanentana ny tanora amin’ny maha mpisehatra afaka mitondra fanovana azy ireo hanamafy io kolontsaina io no tanjon’ny CSI, mpikarakara. “Fitaovana mampandroso ny ady amin’ny kolikoly ny fananana ny foto-pisainana manaja (…)

[Source : lire l'article complet dans Newsmada]



        e-mail
 
 
 
 
Autres articles de Newsmada :
 
Toamasina: Mahatratra 64% ny fahavitan’ny Campus Universitaire
Tonga nitsidika ny Cam­pus an’ny oniversiten’i Bari­kadimy, ao Toamasina, ny de­legasionin’ny Banky iraisam- pirenena, ny faran’ny volana (…)
Karaman’i Corentin Martins : Hanefa ny trosa tsy voaloa ny fanjakana
Nitondra fanazavana teny Ambohijatovo, omaly, ny eo anivon’ny minisiteran’ny Tano­ra sy ny fanatanjahantena (MJS) mahakasika an’ireny vaovao miely (…)
Fodiamandrin’i Fabien Jamba: Andrasana eny amin’ny ANS ny razana
Nodimandry ny alarobia alina i Tovonkery Jean Fabien, na i Fabien Jamba. Mpihira, mpanafana lanonana no nahafantarana azy. Malagasy mpanakanto (…)
Njakatiana : « Te haneho seho goavana, amina toerana goavana… »
Andrasana fatratra izay ho fitrangan’ny sehon’i Njakatiana ao amin’ny Coliseum. Anisan’ireo mpanakanto mametraka fanamby ambony foana koa mantsy (…)
Fondation Axian: Arifomba ny kianja ho an’ny CEG Antanimbarinandriana
Notokanana omaly ny kianja fanaovana fanatanjahantena marolafy ao amin’ny CEG Antanimbarinandriana. Fiaraha-miasa amin’ny Fon­dation Axian, ao (…)
 
Imprimer cette page

 
 

Le portail Africain.info indexe des journaux existants par ailleurs indépendamment sur le web. Les opinions exprimées dans ces journaux ne reflètent pas les opinions d’Africain.info, et ne peuvent lui être imputées. Les propos des articles n'angagent que la résponsabilité de leurs auteurs. Pour toute réclamation sur les contenus, voir directement avec les journaux concernés ou les auteurs des articles.

Africain.info : l'actualité africaine et la presse de l'Afrique en ligne. Portal de journaux africains et actualités africainnes de dernière heure.

Publication web : DIRECTWAY

| Conditions générales d'utilisation  | Nos coordonnés, contact   | Copyright © DIRECTWAY Africain.info