Africain.info : actualité Afrique
REVUE DE PRESSE   :   ACTUALITES D'AFRIQUE
   
 
SOMBIM-BAOVAO
Newsmada [3/10/2026]

Notontosaina omaly, tao amin’ny Kianja Maître Kira Andaboly, ny fanaovam-beloma farany an’ilay kintan’ny baolina kitra malagasy, Kira Michel. Ity kianja ity, izay mitondra ny anarany nanomboka ny taona 1997, ho fahatsiarovana ny zava-bitany tao anatin’ny fanatanjahantena. Tonga nanotrona sy (…)

[Source : lire l'article complet dans Newsmada]



        e-mail
 
 
 
 
Autres articles de Newsmada :
 
Volley-ball – Mada D1 : Nanao pao-droa ny zandary
Tontosa ny sabotsy lasa teo, teny amin’ny Kianja mitafon’ Ankorondrano, ny fiadiana ny ho tompondakan’i Madaga­si­kara, taranja volley-ball, (…)
Basikety – Mada N1A : Tompondaka ny GNBC sy ny CosPN
Voahosotra ho tompondakan’i Madagasikara teo amin’ ny sokajy N1A ny GNBC ho an’ny vehivavy ary ny CosPN kosa teo amin’ny lehilahy. Raha hiverenana (…)
Rugby – Africa Sevens Men’s Series : Laharana faharoa ny Makis Madagasikara
Tompondaka lefitra aty Afrika ny Makis Madagasikara nandritra ny fiadiana ny “Africa Sevens Men’s Series”, taranja rugby lalaovina olona fito. (…)
INDRAY MIJERY
Nitokana ny EPP Analamboanio, Dren Atsina­na­na, ny minisitry ny Fanabeazam-pirenena ny faran’ny herinandro teo. Anisan’ireo fotodrafitrasa (…)
Fiahiana ny fahasalaman’ny mpiasa : « Zava-dehibe ny soro-doza », hoy ny ESIA
Nikarakara dinidinika arahina adihevitra mahakasika ny fahasalamana sy ny soro-doza amin’ny mpiasa eny anivon’ny orinasa ny Ivontoerana misahana (…)
 
Imprimer cette page

 
 

Le portail Africain.info indexe des journaux existants par ailleurs indépendamment sur le web. Les opinions exprimées dans ces journaux ne reflètent pas les opinions d’Africain.info, et ne peuvent lui être imputées. Les propos des articles n'angagent que la résponsabilité de leurs auteurs. Pour toute réclamation sur les contenus, voir directement avec les journaux concernés ou les auteurs des articles.

Africain.info : l'actualité africaine et la presse de l'Afrique en ligne. Portal de journaux africains et actualités africainnes de dernière heure.

Publication web : DIRECTWAY

| Conditions générales d'utilisation  | Nos coordonnés, contact   | Copyright © DIRECTWAY Africain.info