Africain.info : actualité Afrique
REVUE DE PRESSE   :   ACTUALITES D'AFRIQUE
   
 
Indray mijery
Newsmada [10/10/2026]

Diovina ny lakandrano eny Behoririka, izay toerana dibo-drano matetika rehefa fotoanan’ny fahavaratra. Iarahan’ny SMA amin’ny Apipa ny fanatanterahana izany. Hanatsara ny fikorianan’ny rano ary hiantoka ny fahadiovana eny an-toerana ny fahavitan’ny asa. Ireo mpivarotra eny an-toerana koa tokony (…)

[Source : lire l'article complet dans Newsmada]



        e-mail
 
 
 
 
Autres articles de Newsmada :
 
Beach Volley: firenena 5 hiady ho lohany
Hotanterahina atsy Co­mores, ao amin’ny torapasik’i Itsandra Mojini, ny fiadiana ny ho tompondakan’ny faritra fahafito, amin’ny Beach volley na (…)
Rugby – Top 8 Mada: hanala vela amin’ny Cosfa ny CEA Andranomanalina
Hotanterahina rahampitso, eny amin’ny Kianja Makis Andohatapenaka, ny ampahefa-dalana amin’ny fiadiana ny amboaran’i Madagasikara “Top 6 Mada”, (…)
Sombim-baovao
Araka ny vaovao voaray, avy eo anivon’ny Federasionina malagasin’ny Rugby, omaly, hanainga rahampitso hariva, eto an-tanindrazana, hihazo an’i (…)
Nandritra ny Andron’ny paositra: nanao fitiliana maimaimpoana ny Fisa
Mpiara-miasa nandritra ny taona maro ny Fianakaviana sambatra (Fisa) sy ny Paositra malagasy amin’ny fitaterana ny fanafody sy ny kojakoja momba (…)
Taratry ny kanto
Hankalaza ny faha herintaona niorenany ny «Fahatsiarovana mamy». Hetsika kolontsaina sy zavakanto hotanterahina eny amin’ny Mankafy Cabane (…)
 
Imprimer cette page

 
 

Le portail Africain.info indexe des journaux existants par ailleurs indépendamment sur le web. Les opinions exprimées dans ces journaux ne reflètent pas les opinions d’Africain.info, et ne peuvent lui être imputées. Les propos des articles n'angagent que la résponsabilité de leurs auteurs. Pour toute réclamation sur les contenus, voir directement avec les journaux concernés ou les auteurs des articles.

Africain.info : l'actualité africaine et la presse de l'Afrique en ligne. Portal de journaux africains et actualités africainnes de dernière heure.

Publication web : DIRECTWAY

| Conditions générales d'utilisation  | Nos coordonnés, contact   | Copyright © DIRECTWAY Africain.info