Africain.info : actualité Afrique
REVUE DE PRESSE   :   ACTUALITES D'AFRIQUE
   
 
Vovonana Tantana : Manomana ny Akademian’ ny mpitarika
Newsmada [16/10/2026]

Mitohy ny fampahafantarana ny vovonana Tantana. Nisy ny hetsika notarihin’ny Filoha mpanorina, Rakotoniaina Justin, tany Antsohihy. Nidinika tamin’ny PDS Ralambomanana Feno ny avy eto Antananarivo, notarihin’ny Ambasadaoro, Randrianarisoa Riana Raymonde. Miditra amin’ny asa avy hatrany ny (…)

[Source : lire l'article complet dans Newsmada]



        e-mail
 
 
 
 
Autres articles de Newsmada :
 
VFKF : Mikendry ny hanomezan-danja ny fokonolona
Nanantanteraka fotoam-pivavahana iraisam-pinoana tetsy amin’ny FJKM Ambato­mena, afakomaly, ny Hetsika fampiraisana kristianina ho an’ny firenena (…)
INDRAY MIJERY
Manome tolotra ara-pahasalamana mifanaraka amin’ny filàna manokana ireo mponina any amin’ny toerana lavitra ny Fitaleavana jeneraly misahana ny (…)
Nova – vatsim-piofanana: Nahaliana ny tanora ny tetikasa
Manodidina ny 150 isa ireo tanora sy olon-dehibe navitrika tamin’ilay tetikasa Nova, fiaraha-miasan’ny IMM sy ny Arovy University. Vita omaly ny (…)
jiro telo loko : “Mety hitera-doza ho an’ny olona tsy mahita”
Ankehitriny, tena tsy tsaroana intsony ny fankalazana ny Andro iraisam-pirenena ho an’ny “tehina fotsy”, hoy ny filohan’ny fikambanan’ny olona (…)
GOGUETTE du 14 10 2026
 
Imprimer cette page

 
 

Le portail Africain.info indexe des journaux existants par ailleurs indépendamment sur le web. Les opinions exprimées dans ces journaux ne reflètent pas les opinions d’Africain.info, et ne peuvent lui être imputées. Les propos des articles n'angagent que la résponsabilité de leurs auteurs. Pour toute réclamation sur les contenus, voir directement avec les journaux concernés ou les auteurs des articles.

Africain.info : l'actualité africaine et la presse de l'Afrique en ligne. Portal de journaux africains et actualités africainnes de dernière heure.

Publication web : DIRECTWAY

| Conditions générales d'utilisation  | Nos coordonnés, contact   | Copyright © DIRECTWAY Africain.info