Africain.info : actualité Afrique
REVUE DE PRESSE   :   ACTUALITES D'AFRIQUE
   
 
“The Voice of Europe” : Voafantina hifaninana i Samuella
Newsmada [17/10/2026]

Hanomboka ny alatsinainy 19 oktobra izao ny “The Knoc­kouts”, fifaninanan-kira “The Voice of Europe”. Tsy diso an­jara amin’izany i Masa­gasi­kara, nahavoafantina an’i Samuella. Misy 20 ireo mpandray anjara hifaninana izay notsongaina noho ny talenta ananan’izy ireo. Hira haranty eo anivon’ny (…)

[Source : lire l'article complet dans Newsmada]



        e-mail
 
 
 
 
Autres articles de Newsmada :
 
« Afromada Music Awards » : Efa eto ireo vahiny mpanakanto
Zily avy any Mayotte, Souncheitfit, Phil Bill avy any Cameroun ary i Wizboy avy any Nigeria. Ireo no vahiny mpanakanto nasaina ka efa tonga eto (…)
INDRAY MIJERY
« Miara-mientana isika hiady amin’ny homamiadan’ny nono sy ny vozon’ny tranonjaza ». Io ny lohahevitra entina hankalazana ny “Octobre rose” (…)
Fanorenana sy fanajariana ny tany : Hisy varavarana misokatra eny Avaradrano
Ao anatin’ny Iray volan’ny tanàn-dehibe isika izao. Man­kalaza izany ny eny amin’ny distrikan’Avaradrano, amin’ny alalan’ny varavarana misokatra (…)
Tranon’ny mpianatra : Mitaky fitovian-jo ny Tesomia sy Sava-U
Nanao fanambarana ny fikambanan’ny mpianatra Teraka Sofia mianatra ao Antsiranana (Tesomia) sy ny Sava-U mandranto fianarana ao amin’ny (…)
VFKF : Mikendry ny hanomezan-danja ny fokonolona
Nanantanteraka fotoam-pivavahana iraisam-pinoana tetsy amin’ny FJKM Ambato­mena, afakomaly, ny Hetsika fampiraisana kristianina ho an’ny firenena (…)
 
Imprimer cette page

 
 

Le portail Africain.info indexe des journaux existants par ailleurs indépendamment sur le web. Les opinions exprimées dans ces journaux ne reflètent pas les opinions d’Africain.info, et ne peuvent lui être imputées. Les propos des articles n'angagent que la résponsabilité de leurs auteurs. Pour toute réclamation sur les contenus, voir directement avec les journaux concernés ou les auteurs des articles.

Africain.info : l'actualité africaine et la presse de l'Afrique en ligne. Portal de journaux africains et actualités africainnes de dernière heure.

Publication web : DIRECTWAY

| Conditions générales d'utilisation  | Nos coordonnés, contact   | Copyright © DIRECTWAY Africain.info