Africain.info : actualité Afrique
REVUE DE PRESSE   :   ACTUALITES D'AFRIQUE
   
 
Orange Kilonga Mkanetibe: Analamanga sy Toliara no nandresy
Newsmada [3/11/2026]

Tontosa ny sabotsy lasa teo, teny amin’ny Kianja Ambohitsaina Ankatso, ny andiany fahadimy amin’ny Orange Kilonga Mkanetibe. Lalao nokarakarain’ny Place de la pétanque Ampefiloha sy ny ABC ary notohanan’ny Orange. Natokana ho an’ireo ankizy latsaky ny 17 taona. Teo amin’ny lalao ho an’olon-droa, (…)

[Source : lire l'article complet dans Newsmada]



        e-mail
 
 
 
 
Autres articles de Newsmada :
 
SOMBIM-BAOVAO
Ho toy ny lalao famarananakely ny fifanandri­nan’ny Disciples FC Espoir Analamanga sy ny GNFC Vakinankaratra, anio, etsy amin’ny Kianjan’i Elgeco (…)
Faha-20 taonan’ny EDBM: Tratra ny tanjona ho an’ny mpikarakara
Notontosaina tetsy amin’ny Kianja Barea Mahamasina, ny zoma sy sabotsy lasa teo, ny fifaninanana ho an’ireo orinasa, “Corporate Games”, izay (…)
Lalao Olympika ho an’ny tanora: Lavon’ny Makis Ladies i Espagne sy Etazonia
Tsy nandiso fanantenana ny Malagasy ny Makis Ladies, omaly, raha niakatra an-kianja voalohany, nandritra ity lalao Olympika ho an’ny tanora izay (…)
Harena an-kibon’ny tany : Fiofanana momba ny RCBE
Nikarakara fiofanana momba ny fomba fanambarana ao amin’ny Rejisitra foibe mirakitra ny mpisitraka tena izy (RCBE) ny EITI-Mada­gascar, ny (…)
Sarimihetsika sy haisehatra : Hisy fiofanana ho fanatsarana
Ho fampiroboroboana ny tontolon’ny sarimihetsika, hisy ny fiofanana maimaimpoana momba ny sarimihetsika sy ny haisehatra. Tetikasa tante­rahin’ny (…)
 
Imprimer cette page

 
 

Le portail Africain.info indexe des journaux existants par ailleurs indépendamment sur le web. Les opinions exprimées dans ces journaux ne reflètent pas les opinions d’Africain.info, et ne peuvent lui être imputées. Les propos des articles n'angagent que la résponsabilité de leurs auteurs. Pour toute réclamation sur les contenus, voir directement avec les journaux concernés ou les auteurs des articles.

Africain.info : l'actualité africaine et la presse de l'Afrique en ligne. Portal de journaux africains et actualités africainnes de dernière heure.

Publication web : DIRECTWAY

| Conditions générales d'utilisation  | Nos coordonnés, contact   | Copyright © DIRECTWAY Africain.info