Africain.info : actualité Afrique
REVUE DE PRESSE   :   ACTUALITES D'AFRIQUE
   
 
SOMBIM-BAOVAO
Newsmada [6/11/2026]

Nandalo teto an-tanindrazana, afakomaly, tetsy Ambohidahy, Rakotomanga Sarah, Malagasy vehi­­vavy mizaka zom-pirenena frantsay, mpilalao tenisy. Tonga nanao fifampizarana tamin’ireo Malagasy maro teny an-toerana ny tenany. Tsiahivina fa mpilalao efa miatrika fifaninanana goavana maneran-tany (…)

[Source : lire l'article complet dans Newsmada]



        e-mail
 
 
 
 
Autres articles de Newsmada :
 
Soatoavina sy kolontsaina : Tsy mitsaha-midina ny kalitaon’ny fanabeazana
« Tsy ho Ntaolo na oviana na oviana isika… », hoy ny mpahay zavapanahy. Tsy ilay vanim-potoana any aoriana ka ahafahan’ny taranaka mitsara na (…)
“Mada Fiesta Party One”: Tonga ny vahiny, raikitra ny fampisehoana, anio
Anio hariva manomboka amin’ny 4 ora ny fampisehoana goavana “Mada Fiesta Party One”, hatao eny amin’ny Tribune Barea Mahamasina. Vonona ny (…)
Beach Soccer – CAN 2026 : Tsy hita tabilao indray ny Barean’i Madagasikara
Notanterahina tany Le Caire, Egypte, ny alarobia lasa teo, ny antsapaka ho an’ny fiadiana ny ho tompondakan’i Afrika (Can 2026) eo amin’ny taranja (…)
INDRAY MIJERY
Nampitandrina noho ny hamafin’ny rivotra any amin’ny morontsirak’Androy sy Anosy ny mpamantatra ny toetry ny andro. Tombanana hahatratra 55 km/ora (…)
GOGUETTE ALLIANCE 92 ( 04 11 2026 )
 
Imprimer cette page

 
 

Le portail Africain.info indexe des journaux existants par ailleurs indépendamment sur le web. Les opinions exprimées dans ces journaux ne reflètent pas les opinions d’Africain.info, et ne peuvent lui être imputées. Les propos des articles n'angagent que la résponsabilité de leurs auteurs. Pour toute réclamation sur les contenus, voir directement avec les journaux concernés ou les auteurs des articles.

Africain.info : l'actualité africaine et la presse de l'Afrique en ligne. Portal de journaux africains et actualités africainnes de dernière heure.

Publication web : DIRECTWAY

| Conditions générales d'utilisation  | Nos coordonnés, contact   | Copyright © DIRECTWAY Africain.info