INDRAY MIJERY
Newsmada [10/11/2026]
Nanolotra fifanarahana arakasa ho an’ ireo mpiasa vaovao miisa 12, tany Bongolava, ny minisiteran’ny Fampianarana teknika sy ny fanofanana arakasa, ny herinandro lasa teo. Nambaran’ny minisitra mpiahy, nandritra izany, fa horaisina ho mpampianatra raikitra avokoa ireo mpampianatra mpisolo (…)
[Source : lire l'article complet dans Newsmada]
|
|
|
|
| |
|
|
| |
| |
| Autres articles de Newsmada :
|
| |

Kitra – D2 Nasionaly : Voalohany ny GNFC
Notontosaina omaly, teto Antananarivo, ny andro fahasivin’ny fiadiana ny ho tompondakan’i Madagasikara, diviziona faharoa nasionaly. Mbola (…)
|

Lalao Olympika : Hanainga rahampitso ny Barea U23
Raha tsy misy ny fiovana farany, hanainga ny alarobia ho avy izao, hihazo any Afrika Atsimo, ny delegasionin’ny Barean’i Madagasikara ho an’ny (…)
|

Rasoarahona Ilo : Tafiditra efatra voalohany amin’ny “Africa Play-Offs Wilson 2026”
Nanandratra avo ny lazan’ny tenisy Malagasy Rasoarahona Ilo, nandritra ny fiadiana ny “Les Petits AS – Africa Play-Offs Wilson 2026”. Fifaninanana (…)
|

SOMBIM-BAOVAO
Tapitra ihany koa ny lalao Olympika ho an’ny tanora (JOJ) ho an’i Nomenjanahary Francia, niatrika ny Lutte ambony fasika, sokajy -45 kg. Fihaonana (…)
|

Fiheverana ny fahafatesana : Nahafantarana tantara ny loabariandasy
Notanterahina teny amin’ny Efitrano Dox, Tranom-bokim-pirenena Anosy, ny faran’ny herinandro teo, ny loabariandasy, nandinihana ny lohahevitra (…)
|
| |
Imprimer cette page |
|
|
|