Africain.info : actualité Afrique
REVUE DE PRESSE   :   ACTUALITES D'AFRIQUE
   
 
Lalao Olympika : Tsy mbola nivoaka ny lisitry ny mpilalaon’ny Barea U23
Newsmada [11/11/2026]

Tsy mbola namoaka ny lisitry ny mpilalao handrafitra ny ekipa nasionaly Barea U23, izay hihaona amin’i Afrika Atsimo, ny Federasiona malagasin’ny baolina kitra (FMF). Raha tsy misy nefa ny fiovana, rahampitso izy ireo no handeha ho any an-toerana, hiatrika ity lalao ity. Afaka efatra andro, (…)

[Source : lire l'article complet dans Newsmada]



        e-mail
 
 
 
 
Autres articles de Newsmada :
 
GOGUETTE ALLIANCE 92 ( 11 11 2026 )
Tsipy kanetibe : Hosedraina etsy Ankatso ny ekipam-pirenena
Hotanterahina ny sabotsy sy ny alahady ho avy izao, eny amin’ny Kianja Ambohitsaina Ankatso, ny “Grand Tournoi” eo amin’ny taranja tsipy kanetibe. (…)
SOMBIM-BAOVAO
Nandrombaka ny medaly volafotsy nandritra ny fiadiana ny ho tompondaka maneran-tany Ji-jutsu Bresilien, tany Abou Dhabi, i Nofy Chuk Hen Shun. (…)
Badminton – Mada sénior 2026: Mpilalao 84 hiady izay ho lohany
Hotanterahina ny sabotsy sy ny alahady ho avy izao, etsy amin’ny Kianja mitafon’Ankorondrano, ny fifaninanam-pirenena eo amin’ny taranja (…)
Kitra – D2 Nasionaly : Voalohany ny GNFC
Notontosaina omaly, teto Antananarivo, ny andro fahasivin’ny fiadiana ny ho tompondakan’i Madagasikara, di­viziona faharoa nasionaly. Mbola (…)
 
Imprimer cette page

 
 

Le portail Africain.info indexe des journaux existants par ailleurs indépendamment sur le web. Les opinions exprimées dans ces journaux ne reflètent pas les opinions d’Africain.info, et ne peuvent lui être imputées. Les propos des articles n'angagent que la résponsabilité de leurs auteurs. Pour toute réclamation sur les contenus, voir directement avec les journaux concernés ou les auteurs des articles.

Africain.info : l'actualité africaine et la presse de l'Afrique en ligne. Portal de journaux africains et actualités africainnes de dernière heure.

Publication web : DIRECTWAY

| Conditions générales d'utilisation  | Nos coordonnés, contact   | Copyright © DIRECTWAY Africain.info