Africain.info : actualité Afrique
REVUE DE PRESSE   :   ACTUALITES D'AFRIQUE
   
 
Fampianarana : Hamafisina ny ady amin’ny kolikoly
Newsmada [20/11/2026]

Nanamafy ny ady amin’ny kolikoly sy ny fanodinkodinam-bola ny minisiteran’ny Fanabeazam-pirenena, izay mifanindran-dalana amin’ny Vina apetraky ny Fitondrana Fanavao­zana ankehitriny. Fantarina sy fakafakaina ireo banga na fahalemena mety hitarika any amin’ny kolikoly ao amin’ny paik’ady arahina (…)

[Source : lire l'article complet dans Newsmada]



        e-mail
 
 
 
 
Autres articles de Newsmada :
 
Fivorian’ny Mpitahiry Vakoka : Manana solontena any Kenya i Madagasikara
Hifarana anio, ny fivoriana isan-taona fanaon’ireo mpitahiry sy mpandrindra vakoka maneran-tany, ao amin’ny « National Museums of Ke­nya » (…)
Teknôlôjia sy fiverenana an-doharano: Mila mitandrina fatratra ny Malagasy
Manomboka mipoitra ny fifandirana. Toa voasokajy roa na telo avy hatrany ny fironan’ny Malagasy manoloana ny fampidirana sy fampiasana ny (…)
MINISITERAN’NY FAHASALAMAM-bAHOAKA : Nohamafisina ny fiarahana miombon’antoka
Nifantoka tamin’ny fifampizarana ny toe-draharaha ara-pahasalamana eo amin’ny hamehana sy fisorohana ary ny olana sedraina ny diniky ny (…)
INDRAY MIJERY
Hotanterahina ny 26 sy 27 novambra ao amin’ ny Lapan’ny Kolontsaina sy ny Fanatanjahantena Mahamasina ny fihaonana hampiroboroboana ny fampananana (…)
« Volan’Ambatovinaky »: Maneho ny tantara teatira malagasy
Lasa toeram-pivoahana ho an’ny besinimaro taty aoriana… Mirakitra tantara lehibe, tsy hay kosehina raha hiresaka ny teatira malagasy anefa io (…)
 
Imprimer cette page

 
 

Le portail Africain.info indexe des journaux existants par ailleurs indépendamment sur le web. Les opinions exprimées dans ces journaux ne reflètent pas les opinions d’Africain.info, et ne peuvent lui être imputées. Les propos des articles n'angagent que la résponsabilité de leurs auteurs. Pour toute réclamation sur les contenus, voir directement avec les journaux concernés ou les auteurs des articles.

Africain.info : l'actualité africaine et la presse de l'Afrique en ligne. Portal de journaux africains et actualités africainnes de dernière heure.

Publication web : DIRECTWAY

| Conditions générales d'utilisation  | Nos coordonnés, contact   | Copyright © DIRECTWAY Africain.info