Africain.info : actualité Afrique
REVUE DE PRESSE   :   ACTUALITES D'AFRIQUE
   
 
Famahana olana : Mitaky ny hanaovana « Ady gasy » ny Kfim
Newsmada [21/11/2026]

Tsotra ny avy amin’ny Ko­mity ho an’ny fanorenana ifotony (Kfim). Nambaran’izy ireo taorian’ny fandalovan’ny iraky ny sehatra iraisam-pirenena, Sadc, fa tokony halamina aloha ny firenena mialoha ny hirosoana amin’ny fifidianana. « Tsy maintsy hiafara amin’izany fifidianana izany ihany isika ary (…)

[Source : lire l'article complet dans Newsmada]



        e-mail
 
 
 
 
Autres articles de Newsmada :
 
HVM: “Tsy ekana ny dinika politika fitadiavan-tseza”
“Tsy manana olana amin’izany izahay. Fa tsy ekenay fotsiny ny hoe: ny dinika politika hanao vahaolana politika amin’ny fandrafetana tondrozotra. (…)
Vovonana Tantana ; Mampitambatra mpitarika sy olobe manerana ny Nosy
Mitohy ny fametrahana ny ratsa-mangaikan’ny Vovonana Tantana, any ifotony. Efa mipaka eny amin’ny kaominina sy fokontany izany ankehitriny. (…)
SOMBIM-BAOVAO
Hotanterahina etsy amin’ny kianja mitafon’Ankorondrano, amin’ity sabotsy ity ny dingana famaranana hiadiana ny ho tompondakan’i Mada­gasikara (…)
Baolina kitra – «Pro Ligue 2027»: Vinavinaina hanomboka amin’ny 18 desambra
Araka ny filazan’ny filohan’ny fikambanan’ny klioba elita eto Madagasikara (CFEM), Rakotoarimanana Henintsoa (Tôta), omaly, tamin’ny antso (…)
Fivorian’ny Mpitahiry Vakoka : Manana solontena any Kenya i Madagasikara
Hifarana anio, ny fivoriana isan-taona fanaon’ireo mpitahiry sy mpandrindra vakoka maneran-tany, ao amin’ny « National Museums of Ke­nya » (…)
 
Imprimer cette page

 
 

Le portail Africain.info indexe des journaux existants par ailleurs indépendamment sur le web. Les opinions exprimées dans ces journaux ne reflètent pas les opinions d’Africain.info, et ne peuvent lui être imputées. Les propos des articles n'angagent que la résponsabilité de leurs auteurs. Pour toute réclamation sur les contenus, voir directement avec les journaux concernés ou les auteurs des articles.

Africain.info : l'actualité africaine et la presse de l'Afrique en ligne. Portal de journaux africains et actualités africainnes de dernière heure.

Publication web : DIRECTWAY

| Conditions générales d'utilisation  | Nos coordonnés, contact   | Copyright © DIRECTWAY Africain.info