Africain.info : actualité Afrique
REVUE DE PRESSE   :   ACTUALITES D'AFRIQUE
   
 
Tsipy kanetibe – Mondial 2026: Tafita amin’ny manasa-dalana ny Malagasy
Newsmada [24/11/2026]

Notontosaina omaly avokoa ny lalao ampahavalon-dalana sy ny ampahefa-dalan’ny fiadiana ny ho tompondaka maneran-tany, taranja tsipy kanetibe. Nandresy hatrany ny Malagasy rehefa nidona tamin’ireo firenena afrikanina toa an’i Algerie sy Sénégal. Tafita ary hiatrika ny manasa-dalana. “Adin’ny samy (…)

[Source : lire l'article complet dans Newsmada]



        e-mail
 
 
 
 
Autres articles de Newsmada :
 
Raha lany filoha i Infantino : 108 miliara Ar isaky ny federasiona aty Afrika
Anisan’ireo niatrika ny fivoriambe ara-potoan’ny Caf, tany Nigeria, ny faran’ny herinandro teo ny filohan’ny Federasiona iraisam-pirenena (…)
SOMBIM-BAOVAO
Norombahin’ny La Tamponnaise, ekipa misy an’i Nina, mpiandry tsatoby malagasy, ny tomponda­kan’i La Réunion, sokajy « Régional 1». Ny alahady lasa (…)
INDRAY MIJERY
Nandray anjara tamin’ny fihaonambe iraisam-pirenena momba ny famaranana ny herisetra atao amin’ny ankizy, tany Manila, Philippines, i (…)
Seraben’ny asa sy ny fandraharahana-Mahajanga : Mpitady asa maherin’ny 1 000 nandray anjara
Tanora sy mpitady asa maherin’ny 1 000 ary olona maro liana amin’ny fiofanana arakasa sy ny fandraharahana no nandray anjara tamin’ny Seraben’ny (…)
Judo – Tompondaka maneran-tany « Juniors » : Tsy nitsanga-menatra Randrianjohany Alice
Nifarana teo amin’ny fihodinana faharoa, ny dian-dRandrianjohany Alice, tamin’ity fiadiana ny ho tompondaka maneran-tany amin’ny taranja judo, (…)
 
Imprimer cette page

 
 

Le portail Africain.info indexe des journaux existants par ailleurs indépendamment sur le web. Les opinions exprimées dans ces journaux ne reflètent pas les opinions d’Africain.info, et ne peuvent lui être imputées. Les propos des articles n'angagent que la résponsabilité de leurs auteurs. Pour toute réclamation sur les contenus, voir directement avec les journaux concernés ou les auteurs des articles.

Africain.info : l'actualité africaine et la presse de l'Afrique en ligne. Portal de journaux africains et actualités africainnes de dernière heure.

Publication web : DIRECTWAY

| Conditions générales d'utilisation  | Nos coordonnés, contact   | Copyright © DIRECTWAY Africain.info