Africain.info : actualité Afrique
REVUE DE PRESSE   :   ACTUALITES D'AFRIQUE
   
 
Tsipy kanetibe – «Mondiaux 2026»: Tompondaka maneran-tany i Madagasikara
Newsmada [25/11/2026]

Nihofahofa tany Thaïlande ny sainam-pirenena malagasy ary nanakoako tao Khon Kaen ny «Ry tanindrazanay malala», omaly. Nahazo ny medaly volamena fanintelony i Madagasikara, eo amin’ny fiadiana ny ho tompondaka maneran-tany, taranja tsipy kanetibe, sokajy lehilahy. Nifarana omaly, tao amin’ ny (…)

[Source : lire l'article complet dans Newsmada]



        e-mail
 
 
 
 
Autres articles de Newsmada :
 
GOGUETTE ALLIANCE 92 ( 25 11 2026 )
Federasiona malagasin’ny baolina kitra: Namokatra horonantsary mirakitra ny tantara
Naseho tao amin’ny Cine­pax Ambodivona, omaly, ny rakitsary mirakitra ny tantaran’ ny baolina kitra malagasy sy ny fanazavana nataon’ireo mpilalao (…)
SOMBIM-BAOVAO
Efa tafiditra tanteraka anatin’ny ekipan’ny CEA Andranomanalina ny mpanazatra, Coach Son, izay nitondra ny FTM Manjakaray teo aloha. Efa tazana (…)
Badminton: Nahazo fankatoavana ny federasiona
Notanterahina ny sabotsy lasa teo, teny Ankorondrano, ny fivoriamben’ny Federasiona malagasin’ny badminton. Taorian’ny tatitra moraly sy teknika (…)
Raha lany filoha i Infantino : 108 miliara Ar isaky ny federasiona aty Afrika
Anisan’ireo niatrika ny fivoriambe ara-potoan’ny Caf, tany Nigeria, ny faran’ny herinandro teo ny filohan’ny Federasiona iraisam-pirenena (…)
 
Imprimer cette page

 
 

Le portail Africain.info indexe des journaux existants par ailleurs indépendamment sur le web. Les opinions exprimées dans ces journaux ne reflètent pas les opinions d’Africain.info, et ne peuvent lui être imputées. Les propos des articles n'angagent que la résponsabilité de leurs auteurs. Pour toute réclamation sur les contenus, voir directement avec les journaux concernés ou les auteurs des articles.

Africain.info : l'actualité africaine et la presse de l'Afrique en ligne. Portal de journaux africains et actualités africainnes de dernière heure.

Publication web : DIRECTWAY

| Conditions générales d'utilisation  | Nos coordonnés, contact   | Copyright © DIRECTWAY Africain.info