Africain.info : actualité Afrique
REVUE DE PRESSE   :   ACTUALITES D'AFRIQUE
   
 
“Prix des cinq continents de la Francophonie”: misokatra ny fifaninanana ho an’ireo mpamokatra boky
Newsmada [11/05/2021]

Manana mpanoratra boky amin’ny teny frantsay maro i Madagasikara. Misy ireo efa nisongadina maneran-tany, na dia tsy mbola nahazo voalohany tamin’ity fifaninanana ity aza. Miditra amin’ny andiany faha-20 ny « Prix des cinq continents de la Francophonie ». Fifaninana natao hanomezan-danja ny (...)

[Lire l'article complet dans Newsmada]



        e-mail
 
 
 
 
Autres articles de Newsmada :
 
20 latsaka sisa ireo marary tsaboina: hakatona ny CTC19 Mahamasina sy i Mandrimena
Efa mihena ny olona tratran’ny valanaretina Covid-19 eto Madagasikara raha ny tatitry ny minisiteran’ny Fahasalamam-bahoaka. Hikatona manomboka (...)
Fahasimban’ny tontolo iainana: lasa entona ny 60%-n’ny tahirin-drano
Nilazan’ireo tompon’andraikitra ao amin’ny Andea ny fahefana miadidy ny rano sy ny fahadiovana, tarihin’ny tale jeneraly, Ravaloera Antsatiana, fa (...)
Fifaninanana tsipy kanetibe: tsy nahatonga solontena ny ligin’i Menabe
Rehefa nangingina volana maro noho ny fihibohana nateraky ny valanaretina Covid-19, tontosa tetsy amin’ny kianja Pac Ampitatafika ny fifaninanana (...)
Fianarana mozika: havaozina ny boky “Valihan’Ikaky”
Taona vitsivitsy lasa izay, nivoaka voalohany ny boky “Valihan’Ikaky” ahafahana mianatra mitendry valiha amin’ny alalan’ny fomba fampianarana mozika (...)
« Rallye Asacm » – Eau vive: mpanamory 35 hiady ny ho lohany
Hotanterahina ny asabotsy 19 sy ny alahady 20 jona ho avy izao ny fifaninanana voalohany eo amin’ny fanamoriana fiarakodia. « Rallye Asacm Eau (...)
 
Imprimer cette page

 
 

Le portail Africain.info indexe des journaux existants par ailleurs indépendamment sur le web. Les opinions exprimées dans ces journaux ne reflètent pas les opinions d’Africain.info, et ne peuvent lui être imputées. Pour toute réclamation sur les contenus, voir directement avec les journaux concernés ou les auteurs des articles.

Africain.info : articles originaux sur l'actualité africaine et toute la presse de l'Afrique en ligne. Portal de journaux africains et actualités africainnes de dernière heure.

Publication web : DIRECTWAY, France.

| Conditions générales d'utilisation  | Nos coordonnés, contact   | Copyright © DIRECTWAY Africain.info