Africain.info : actualité Afrique
REVUE DE PRESSE   :   ACTUALITES D'AFRIQUE
   
 
SOMBIM-BAOVAO
Newsmada [16/04/2024]

Miatrika ny fifaninanana afrikanina ITF/CAT U16 izay hatao any Alger, renivohitr’i Algerie, i Mitia Voavy Andraina, vehivavy malagasy mpilalao tenisy. Raha ny fantatra, nianto-tena ity Malagasy atleta ity. Tsara ny mampahafantatra fa mety hanarina ny lesoka hita nan­dritra ny lalao Afrikanina (...)

[Source : lire l'article complet dans Newsmada]



        e-mail
 
 
 
 
Autres articles de Newsmada :
 
Fiombonana : “Mailo fa misy fitaka ao “
“Fomba fanaon’ny mpanao politika izy io. Amin’ny maha fomba fanaony azy izay: rehefa miala ireo minisitra ireo, tsy ireo no hisolovava ny (...)
Vao nivoaka ny fonja: maty voatifitry ny zandary i Mainty
Tsy mety fay mihitsy! Vao nivoaka ny fonja ny faran’ny volana marsa teo, niverina nanohy ny asa ratsiny indray i Mainty. Lavon’ny balan’ny (...)
Taekwondo: hofantatra anio ny ho filohan’ny federasiona
Hotanterahina anio, eny Alarobia, ny fifidianana izay ho filohan’ny Federasiona mala­gasin’ny taekwondo (FMTKD). Miisa roa ireo kandidà hofidina (...)
3FB Toliara sy Mama FC: natsahatra ny lalao
Notanterahina ny faran’ny herinandro teo ny andro fahafito, fifaninanam-pirenena, « Pureplay Football League (PFL) », taranja baolina kitra. (...)
Lalana RN6: mila fanamboarana koa ny tetezana madinika
Misy fahasimbana ihany koa ny tetezana madinika any amin’ny lalam-pirenena fahenina (RN6), vokatry ny rivodoza Gamane farany teo. Nijery ny (...)
 
Imprimer cette page

 
 

Le portail Africain.info indexe des journaux existants par ailleurs indépendamment sur le web. Les opinions exprimées dans ces journaux ne reflètent pas les opinions d’Africain.info, et ne peuvent lui être imputées. Les propos des articles n'angagent que la résponsabilité de leurs auteurs. Pour toute réclamation sur les contenus, voir directement avec les journaux concernés ou les auteurs des articles.

Africain.info : articles originaux sur l'actualité africaine et toute la presse de l'Afrique en ligne. Portal de journaux africains et actualités africainnes de dernière heure.

Publication web : DIRECTWAY, France.

| Conditions générales d'utilisation  | Nos coordonnés, contact   | Copyright © DIRECTWAY Africain.info