Africain.info : actualité Afrique
REVUE DE PRESSE   :   ACTUALITES D'AFRIQUE
   
 
Samoela sy Raboussa : nanakoako Antsahamanitra, afapo ny mpijery nanatrika
Newsmada [22/04/2024]

Tontosa, omaly, tetsy Antsahamanitra, ny fampisehoana niarahana tamin-dry Samoela sy Raboussa ary Krutambull. Feno tanteraka ny toerana, tonga maro namaly ny antso ireo mpankafy, lahy sy vavy. Ireo olona teraka tamin’ny taona 80 no tena mpankafy tamin’ny ankapobeny. Nanakoako teny amin’ny (...)

[Source : lire l'article complet dans Newsmada]



        e-mail
 
 
 
 
Autres articles de Newsmada :
 
Vinaninkarena Antsirabe : napetraka ny Centrale agro-photovoltaïque
Fanambin’ny fitondram-panjakana ny hampiroborobo ny fampiasana ny angovo azo havaozina. Ankehitriny, tafapetraka ao Vinaninkarena Antsirabe ny (...)
Famahana ny olan’ny fananan-tany : nizarana karatany ny any Vakinankaratra
Mitohy hatrany ny fizarana karatany faobe manerana ny Nosy, amin’ny alalan’ny fandaharanasan’ny fitondram-panjakana. Manatanteraka izany ny eo (...)
VAOVAO TAMBATRA
Miisa 20 895 ny mpizahatany tonga teto Madagasikara, ny volana avrily teo, izany hoe, nahitam-piakarana 12% raha oharina tamin’ny volana avrily, (...)
Fampandrosoana ny eny ambanivohitra : lesoka amin’ny fiakaram-bokatra ny haratsian’ny lalana
Sakana ho an’ny fiakaran’ny vokatra sy ny fandrosoana eny amin’ny tontolo ambanivohitra ny haratsian’ny lalana. Mampihena ny fidiram-bolan’ny (...)
INDRAY MIJERY
Nihena ny herijika hivoaran’ilay tangoron-drahona ao avaratra atsinanan’i Madagasikara. Na izany aza, arahi-maso akaiky ny mahakasika azy. Efa (...)
 
Imprimer cette page

 
 

Le portail Africain.info indexe des journaux existants par ailleurs indépendamment sur le web. Les opinions exprimées dans ces journaux ne reflètent pas les opinions d’Africain.info, et ne peuvent lui être imputées. Les propos des articles n'angagent que la résponsabilité de leurs auteurs. Pour toute réclamation sur les contenus, voir directement avec les journaux concernés ou les auteurs des articles.

Africain.info : articles originaux sur l'actualité africaine et toute la presse de l'Afrique en ligne. Portal de journaux africains et actualités africainnes de dernière heure.

Publication web : DIRECTWAY, France.

| Conditions générales d'utilisation  | Nos coordonnés, contact   | Copyright © DIRECTWAY Africain.info