Africain.info : actualité Afrique
REVUE DE PRESSE   :   ACTUALITES D'AFRIQUE
   
 
SOMBIM-BAOVAO
Newsmada [20/04/2024]

Hotanterahina ny 28 avrily ho avy izao, eto Antananarivo, ny lalao ampahefa-dalan’ny fiadiana ny ho tompondakan’i Madagasikara, « Pureplay Football League (PFL) », taranja baolina kitra. Anisan’ny fihaonana tena andrasan’ny rehetra ny fifanandrinan’ny Fosa Junior Boeny sy ny 3FB Toliara. (...)

[Source : lire l'article complet dans Newsmada]



        e-mail
 
 
 
 
Autres articles de Newsmada :
 
IDEES EN GOGUETTE (Alliance92) 2024-05-08
Basikety – “Acnoa”: hiakatra kianja anio ny Ankoay
Tonga ity ny fotoana ho an’ireo Malagasy mpilalao zandriny, Ankoay U18, lahy sy vavy. Hiakatra kianja anio, ao amin’ny Kianja mi­tafon’i (...)
pfl – Savorovoro : nofoanana ireo sazy nomen’ny CFEM
Nivory ny 26 avrily lasa teo, teto Antananarivo, ny mpikambana eo anivon’ny vaomieran’ny fitsipi-pifehezana (codis), eo anivon’ny Federasiona (...)
Rugby vehivavy – Can 2024 : tanjon’i Madagasikarasy ny tsy hampitoko an’i Cameroun
Hifantoka eny amin’ny kianja Makis Andohatapenaka avokoa ny sain’ny mpitia fanatanjahantena rehetra, indrindra ny rugby, amin’ity anio ity. (...)
VAOVAO TAMBATRA
Vao mainka niakatra ho 7 000 Ar ny kilaon’ny tongolobe eny amin’ny tsenan’ Andravoahangy. Nambaran’ny mpivarotra fa avy any amin’ny vidiny (...)
 
Imprimer cette page

 
 

Le portail Africain.info indexe des journaux existants par ailleurs indépendamment sur le web. Les opinions exprimées dans ces journaux ne reflètent pas les opinions d’Africain.info, et ne peuvent lui être imputées. Les propos des articles n'angagent que la résponsabilité de leurs auteurs. Pour toute réclamation sur les contenus, voir directement avec les journaux concernés ou les auteurs des articles.

Africain.info : articles originaux sur l'actualité africaine et toute la presse de l'Afrique en ligne. Portal de journaux africains et actualités africainnes de dernière heure.

Publication web : DIRECTWAY, France.

| Conditions générales d'utilisation  | Nos coordonnés, contact   | Copyright © DIRECTWAY Africain.info