Africain.info : actualité Afrique
REVUE DE PRESSE   :   ACTUALITES D'AFRIQUE
   
 
SOMBIM-BAOVAO
Newsmada [5/06/2025]

Hatao ny 7 hatramin’ny 9 jona izao ny “Judo camp DMJ3” karakarain’ny Diaspora malagasy eo amin’ny taranja judo. Any Luisant, Chartres no hanatanterahana izany ka ho feno tanteraka ny fandaharam-potoana mandritra io 3 andro io. Tontosa tany Toamasina, ny faran’ny herinandro teo, ny fiadiana ny (…)

[Source : lire l'article complet dans Newsmada]



        e-mail
 
 
 
 
Autres articles de Newsmada :
 
GOGUETTE ALLIANCE 92 ( 11 06 2025 )
Kaominina Maromitety : Misendra olana mahakasika ny fambolena
Anisan’ny faritra ma­mo­katra lavanila ny kaominina Ma­romi­tety. Misedra olana manoloana ny karazam-pambolena isan-karazany fa­naon’ny mponina (…)
VAOVAO TAMBATRA
Miisa 2 ny angidimby hampiasaina hamonoana andiam-balala any amin’ny faritra Ihorombe sy Anosy. Andiam-balala maherin’ny 20 novonoina tany (…)
Asa tanana malagasy: Nitentina 38 tapitrisa euros ny fanondranana tany ivelany
Nankalazaina, omaly, teny amin’ny MBC Ivato, ny Andro maneran-tany ho an’ny asa tanana (JMA). Lohahevitra noraisina ny hoe, «andao hifanome (…)
Airtel-UVVT : Toe-tsaina mandala ny tontolo iainana
Nikarakara hetsika manokana, «Escape Game-Save the Earth», ny orinasa Airtel sy ny fikambanana klioba «Unis vers Vintsy Tanà» (UVVT), ny 5 jona (…)
 
Imprimer cette page

 
 

Le portail Africain.info indexe des journaux existants par ailleurs indépendamment sur le web. Les opinions exprimées dans ces journaux ne reflètent pas les opinions d’Africain.info, et ne peuvent lui être imputées. Les propos des articles n'angagent que la résponsabilité de leurs auteurs. Pour toute réclamation sur les contenus, voir directement avec les journaux concernés ou les auteurs des articles.

Africain.info : articles originaux sur l'actualité africaine et toute la presse de l'Afrique en ligne. Portal de journaux africains et actualités africainnes de dernière heure.

Publication web : DIRECTWAY, France.

| Conditions générales d'utilisation  | Nos coordonnés, contact   | Copyright © DIRECTWAY Africain.info