«Marathon de Tana» : Hatao ny 12 oktobra izao
Newsmada [12/08/2025]
Anisan’ireo fifaninanana tafiditra ao anatin’ny fandaharam-potoanan’ny Federasionina malagasin’ny atletisma (FMA), amin’ity taom-pilalaovana 2025 ity, ny «Marathon de Tana». Raha tsy misy ny fiovana, hotanterahina ny 12 oktobra ho avy izao izany, araka ny fanazavana nomen’ny tomponandraikitra. (…)
[Source : lire l'article complet dans Newsmada]
|
|
|
|
|
|
|
|
Autres articles de Newsmada :
|
|

Misondro-boninahitra
Miakatra ambony dia ambony ny toerana misy an’i Madagasikara raha ny momba ny diplaomasia no resahina. Tsy mahasakana ny fisandratana amin’ny (…)
|

Filankevitry ny minisitry ny Sadc : Nandray ny fitantanana i Madagasikara
Kihon-dalana farany amin’ny fivoriana, ankoatra ny an’ny Troïka, mialoha ny fihaonana an-tampon’ny filoham-panjakana sy lehiben’ny governemanta, (…)
|

Handball – Mada Jeunes : Nanao pao-droa ny HC Est Atsimo Andrefana
Tontosa ny sabotsy 9 aogositra lasa teo, tany Tsiroanomandidy, ny fifaninanam-pirenena ho an’ny sokajy zandriny, taranja handball. Nisongadina ny (…)
|

Théophile, mpivarotra, manan-talenta : Maniry ny hahay mamaky teny sy manoratra
Mpivarotra iray tsy vahiny etsy Analakely i Théophile. Manana olana ara-pahasalamana izy, saingy manana talenta hafakely, izay efa voajanahary (…)
|

SOMBIM-BAOVAO
Hiakatra an-tsehatra, anio, ny Malagasy, Nambininjanahary Mostepha, hiatrika ny fifaninanana “Word Games”, taranja kick-boxing, tontosaina any (…)
|
|
Imprimer cette page |
|
|
|