SOMBIM-BAOVAO
Newsmada [12/08/2025]
Hiakatra an-tsehatra, anio, ny Malagasy, Nambininjanahary Mostepha, hiatrika ny fifaninanana “Word Games”, taranja kick-boxing, tontosaina any Chine. Eo amin’ny taranja K1 Rules, sokajy latsaky ny 63,5 kg, no hifaninanany ary efa tena vonona tanteraka ity Malagasy mpikatroka ity hiaro ny (…)
[Source : lire l'article complet dans Newsmada]
|
|
|
|
|
|
|
|
Autres articles de Newsmada :
|
|

Handball – Mada Jeunes : Nanao pao-droa ny HC Est Atsimo Andrefana
Tontosa ny sabotsy 9 aogositra lasa teo, tany Tsiroanomandidy, ny fifaninanam-pirenena ho an’ny sokajy zandriny, taranja handball. Nisongadina ny (…)
|

Théophile, mpivarotra, manan-talenta : Maniry ny hahay mamaky teny sy manoratra
Mpivarotra iray tsy vahiny etsy Analakely i Théophile. Manana olana ara-pahasalamana izy, saingy manana talenta hafakely, izay efa voajanahary (…)
|

«Marathon de Tana» : Hatao ny 12 oktobra izao
Anisan’ireo fifaninanana tafiditra ao anatin’ny fandaharam-potoanan’ny Federasionina malagasin’ny atletisma (FMA), amin’ity taom-pilalaovana 2025 (…)
|

Echecs Analamanga : Tsy maintsy hatao amin’ity taona ity ny fifidianana
Nanamafy ny tsy maintsy hanaovana ny fifidianana eo anivon’ny ligin’Analamanga, taranja Echecs, ny mpikambana eo anivony, ny sabotsy lasa teo, (…)
|

Diosezy Fenoarivo Antsinanana : Tontosa ny famehatrahana ny Mgr Marek Ochlak, Eveka vaovao
Tontosa, omaly, tao amin’ny kianja manara-penitra fanaovana baolina kitra Sahavola, ny fametrahana amin’ny fomba ofisialy ny Eveka vaovao (…)
|
|
Imprimer cette page |
|
|
|