Africain.info : actualité Afrique
REVUE DE PRESSE   :   ACTUALITES D'AFRIQUE
   
 
Ravina raketa : Avadika ho hoditra sy ahazoana sakafo
Newsmada [15/09/2025]

Mitondra tombontsoa maro ho an’ny mponina any amin’ny faritra atsimon’i Nosy ny fanodinana ny vokatra raketa. Ahavitana hoditra sy ahazoana sakafo maro samihafa izany. Manomboka mikaroka zava-baovao amin’ny alalan’ny akora misy eto Madagasikara ny tanora malagasy. Anisan’ny mahavita mamadika ny (…)

[Source : lire l'article complet dans Newsmada]



        e-mail
 
 
 
 
Autres articles de Newsmada :
 
VAOVAO TAMBATRA
Hanomboka, afaka herinandro, ny fitaterana manokana ireo milina ho an’ny tobim-pamokarana herinaratra 105 W avy any Toamasina mankeny (…)
Airtel Madagasikara : Tafapetraka ny VoLTE
Mampiasa teknolojia vaovao ny orinasa Airtel Mada­gasikara. Ampiasaina voalohany eto amintsika ny fitaovana VoLTE (Voice over LTE), ampiasaina (…)
Tetikasa GAS : Hapetraka ny sekoly maitso
Hatao sekoly filamatra ny CEG Nanisana. Natao sonia teny an-toerana, ny zoma 12 septambra teo, ny fifanarahana fiaraha-miasa eo amin’ny (…)
Toliara : Loabary an-dasy momba ny harena ambanin’ny tany
Mitohy ny fifanakalozan-kevitra mahakasika ny harena an-kibon’ny tany any Atsimo Andrefana. Nifantohana ny fitantanana, ny fanabeazana ary ny (…)
ASTRONOME
 
Imprimer cette page

 
 

Le portail Africain.info indexe des journaux existants par ailleurs indépendamment sur le web. Les opinions exprimées dans ces journaux ne reflètent pas les opinions d’Africain.info, et ne peuvent lui être imputées. Les propos des articles n'angagent que la résponsabilité de leurs auteurs. Pour toute réclamation sur les contenus, voir directement avec les journaux concernés ou les auteurs des articles.

Africain.info : articles originaux sur l'actualité africaine et toute la presse de l'Afrique en ligne. Portal de journaux africains et actualités africainnes de dernière heure.

Publication web : DIRECTWAY, France.

| Conditions générales d'utilisation  | Nos coordonnés, contact   | Copyright © DIRECTWAY Africain.info