Africain.info : actualité Afrique
REVUE DE PRESSE   :   ACTUALITES D'AFRIQUE
   
 
Toliara : Loabary an-dasy momba ny harena ambanin’ny tany
Newsmada [15/09/2025]

Mitohy ny fifanakalozan-kevitra mahakasika ny harena an-kibon’ny tany any Atsimo Andrefana. Nifantohana ny fitantanana, ny fanabeazana ary ny fifanakalozam-baovao miteraka fampandrosoana. Efa nisy ny loabary an-dasy mahakasika ny ha­rena ambanin’ny tany, na­taon’ny tetikasa Taratra, tany (…)

[Source : lire l'article complet dans Newsmada]



        e-mail
 
 
 
 
Autres articles de Newsmada :
 
Ravina raketa : Avadika ho hoditra sy ahazoana sakafo
Mitondra tombontsoa maro ho an’ny mponina any amin’ny faritra atsimon’i Nosy ny fanodinana ny vokatra raketa. Ahavitana hoditra sy ahazoana sakafo (…)
VAOVAO TAMBATRA
Hanomboka, afaka herinandro, ny fitaterana manokana ireo milina ho an’ny tobim-pamokarana herinaratra 105 W avy any Toamasina mankeny (…)
Airtel Madagasikara : Tafapetraka ny VoLTE
Mampiasa teknolojia vaovao ny orinasa Airtel Mada­gasikara. Ampiasaina voalohany eto amintsika ny fitaovana VoLTE (Voice over LTE), ampiasaina (…)
Tetikasa GAS : Hapetraka ny sekoly maitso
Hatao sekoly filamatra ny CEG Nanisana. Natao sonia teny an-toerana, ny zoma 12 septambra teo, ny fifanarahana fiaraha-miasa eo amin’ny (…)
ASTRONOME
 
Imprimer cette page

 
 

Le portail Africain.info indexe des journaux existants par ailleurs indépendamment sur le web. Les opinions exprimées dans ces journaux ne reflètent pas les opinions d’Africain.info, et ne peuvent lui être imputées. Les propos des articles n'angagent que la résponsabilité de leurs auteurs. Pour toute réclamation sur les contenus, voir directement avec les journaux concernés ou les auteurs des articles.

Africain.info : articles originaux sur l'actualité africaine et toute la presse de l'Afrique en ligne. Portal de journaux africains et actualités africainnes de dernière heure.

Publication web : DIRECTWAY, France.

| Conditions générales d'utilisation  | Nos coordonnés, contact   | Copyright © DIRECTWAY Africain.info