Africain.info : actualité Afrique
REVUE DE PRESSE   :   ACTUALITES D'AFRIQUE
   
 
Tenisy “WTA 250”: Norombahin’i Tiantsoa ny amboara
Newsmada [16/09/2025]

Tontosa ny alahady lasa teo, tany Sao Paulo, Brésil, ny fiadiana ny “WTA 250”, taranja tenisy, sokajy vehivavy. Norom­bahin’ilay Malagasy mizaka ny zom-pirenena frantsay, Rako­tomanga Rajaonah Tiantsoa Sarah ny amboara tamin’izany. Resiny teo amin’ny famaranana, tamin’ny seta 2 no ho 0 (6/3 ; (…)

[Source : lire l'article complet dans Newsmada]



        e-mail
 
 
 
 
Autres articles de Newsmada :
 
Rasoamaromaka Hery : «Tokony hatao laharam-pahamehana ny fiainam-bahoaka»
Nanao valandresaka ho an’ny mpanao gazety ny Governoran’ny faritra Analamanga, Rasoamaromaka Hery, omaly, tetsy Ambohidahy. «Ny fitadiavana (…)
Fanarenana ny lalam-pirenena faharoa : “Tsy maintsy tonga any an-dRenivohitra ireo milina (…)
Nitsidika ny lalam-pirenena faharoa ny minisitry ny Asa vaventy, Rafidison Richard Théodore. Nijery ny fizotran’ ny asa fanamboarana ny lalana sy (…)
SOMBIM-BAOVAO
Ekipa lehilahy 10 sy vehivavy 9 no hifaninana mandritra ny fiadiana ny tompondakan’i Madagasikara, taranja volley-ball, eo amin’ny sokajy « 1ère (…)
Karate Analamanga : Hiezaka hampiakatra ny lentan’ny mpikatroka
Notontosaina ny faran’ny herinandro teo, teny amin’ny Kianja mitafo Ankoay Anko­ron­drano, ny fiadiana ny tom­pon­dakan’Analamanga, taranja (…)
Ravina raketa : Avadika ho hoditra sy ahazoana sakafo
Mitondra tombontsoa maro ho an’ny mponina any amin’ny faritra atsimon’i Nosy ny fanodinana ny vokatra raketa. Ahavitana hoditra sy ahazoana sakafo (…)
 
Imprimer cette page

 
 

Le portail Africain.info indexe des journaux existants par ailleurs indépendamment sur le web. Les opinions exprimées dans ces journaux ne reflètent pas les opinions d’Africain.info, et ne peuvent lui être imputées. Les propos des articles n'angagent que la résponsabilité de leurs auteurs. Pour toute réclamation sur les contenus, voir directement avec les journaux concernés ou les auteurs des articles.

Africain.info : articles originaux sur l'actualité africaine et toute la presse de l'Afrique en ligne. Portal de journaux africains et actualités africainnes de dernière heure.

Publication web : DIRECTWAY, France.

| Conditions générales d'utilisation  | Nos coordonnés, contact   | Copyright © DIRECTWAY Africain.info