Africain.info : actualité Afrique
REVUE DE PRESSE   :   ACTUALITES D'AFRIQUE
   
 
Lalao afrikanina ho an’ny tanora: Handray anjara ny Makis U17, lahy sy vavy
Newsmada [17/10/2025]

Ho anisan’ireo taranja vonona hiatrika ny lalao afrikanina ho an’ny tanora 2025 ny taranja rugby. Handray anjara amin’­izany ny ankizivavy sy ny ankizilahy. Efa ao anatin’ny fanomanana izany izy ireo ka hosedraina ireo miatrika ny fampivondronana anio. Hotanterahina ao Luanda Angola, ny 10 ka (…)

[Source : lire l'article complet dans Newsmada]



        e-mail
 
 
 
 
Autres articles de Newsmada :
 
Jeneraly Zafisambo Ruphin : “Ara-dalàna ny Praiminisitry ny marimaritra iraisana”
“Araka ny tokony ho izy ny fitadiavana Praiminisitry ny maramaritra iraisana”, hoy ny Praiminisitra, ny Jly Zafi­sam­bo Ruphin Fortunat, teny (…)
Filoham-panjakana : « Teneno izahay raha misy tsy mety ny ataonay »
Notanterahina omaly, ny fanompoam-pivavahana fametrahana ny filoha vaovao eo anivon’ny FJKM, Andriamampia­nina Zaka Hary Masy. Anisan’ny niatrika (…)
Depiote Razafimanantsoa Hanitra: «Tsy nisy fanonganam-panjakana teto»
“Tsy nisy fanonganam-panjakana teto Madagasikara, fa tsy nisy fanafihana mitam-basy tany amin’ny lapam-panjakana”. Io ny fanazavan’ny depiote (…)
Kianjan’ny 13 mey : Niantso fahamailoana ireo nandaha-teny
« Misy andrimaso tsy maintsy ataontsika, indrindra ny resa-bola miparitaka any ka samia mailo. Tsy mbola vita ny tolona », hoy ny depiote « Del (…)
VAOVAO TAMBATRA
Amidy 150 Ar ny zana-trondro karpa iray, mirefy 2,5 sm hatramin’ny 3 sm. Amidy 200 Ar kosa ny iray raha mirefy 3sm-4 sm. Betsaka ny zana-trondro (…)
 
Imprimer cette page

 
 

Le portail Africain.info indexe des journaux existants par ailleurs indépendamment sur le web. Les opinions exprimées dans ces journaux ne reflètent pas les opinions d’Africain.info, et ne peuvent lui être imputées. Les propos des articles n'angagent que la résponsabilité de leurs auteurs. Pour toute réclamation sur les contenus, voir directement avec les journaux concernés ou les auteurs des articles.

Africain.info : articles originaux sur l'actualité africaine et toute la presse de l'Afrique en ligne. Portal de journaux africains et actualités africainnes de dernière heure.

Publication web : DIRECTWAY, France.

| Conditions générales d'utilisation  | Nos coordonnés, contact   | Copyright © DIRECTWAY Africain.info