Africain.info : actualité Afrique
REVUE DE PRESSE   :   ACTUALITES D'AFRIQUE
   
 
Fiharian’ny tantsaha ambanivohitra : Tsara ny vokatra saingy nitontongana ny vidiny
Newsmada [24/10/2025]

Tsy mitsaha-mi­tombo sy mihatsara ny vokatra avy any ambanivohitra. Mitaraina anefa ny ankamaroan’ny tantsaha fa mitontongona ny vidiny amin’izao. Miroborobo ny vokatra lavanila sy jirofo eto Madagasikara, saingy mitontongana ny vidiny ankehitriny, noho ny fidinan’ny lanjan’ireo vokatra ireo eto (…)

[Source : lire l'article complet dans Newsmada]



        e-mail
 
 
 
 
Autres articles de Newsmada :
 
Fizarana ny « Prize Money » : Mangataka ny fampitsaharana ny resabe ny Barea
Namoaka fanambarana ny solontenan’ny mpilalaon’ny Barea sy ny mpanazatra, Rako­tondrabe Romuald Felix na Coach Rôrô, omaly, tao amin’ ny (…)
SOMBIM-BAOVAO
Hanatanteraka lalao ara-pirahalahiana eny amin’ny Kianjan’ny CFFA Iavoloha, anio amin’ny 10 ora maraina, ny CFFA Andoharanofotsy sy ny COSPN (…)
Tae-kwon-do WT : Lany ho filoha i Choue
Tontosa tany Wuxi, Chine, omaly, ny fivoriamben’ny Fede­ra­sionina iraisam-pirenen’ny Tae-kwon-do WT. Fotoana nanatanterahina ny fifidianana izay (…)
Fifidianana eo anivon’ny tsipy kanetibe : Mampiaka-peo ireo filohana klioba 20 eto Analamanga
Tsy mitovy fomba fijery amin’ny Federasionina malagasin’ny tsipy kanetibe (FSBM) ireo mpitantana klioba ato anatin’ny ligim-paritra Analamanga. (…)
Fiofanana FIFA : Nanamafy fahaizana ireo Malagasy teknisianina
Nifarana omaly, tany Abi­djan, Côte d’Ivoire, ny fiofanana nampanaovin’ny Fede­ra­sionina iraisam-pirenen’ny bao­lina kitra (Fif a) ho an’ireo (…)
 
Imprimer cette page

 
 

Le portail Africain.info indexe des journaux existants par ailleurs indépendamment sur le web. Les opinions exprimées dans ces journaux ne reflètent pas les opinions d’Africain.info, et ne peuvent lui être imputées. Les propos des articles n'angagent que la résponsabilité de leurs auteurs. Pour toute réclamation sur les contenus, voir directement avec les journaux concernés ou les auteurs des articles.

Africain.info : articles originaux sur l'actualité africaine et toute la presse de l'Afrique en ligne. Portal de journaux africains et actualités africainnes de dernière heure.

Publication web : DIRECTWAY, France.

| Conditions générales d'utilisation  | Nos coordonnés, contact   | Copyright © DIRECTWAY Africain.info