Africain.info : actualité Afrique
REVUE DE PRESSE   :   ACTUALITES D'AFRIQUE
   
 
Jirama: hamokatra 20 MW ny toby Ambohimanambola CTA2
Newsmada [26/12/2025]

Tratra ny fanamby! Araka ny efa notaterina teto, vita ny 24 desambra teo ny fanamboarana ireo milina roa mpihary herinaratra ny G3 sy ny G4 ao amin’ny toby termika Ambohimanambola (CTA2) an’ny Jirama. Tontosa ny fampidirana ny herinaratra ao amin’ny Tambajotra iraisan’ Antananarivo (RIA). Manome (…)

[Source : lire l'article complet dans Newsmada]



        e-mail
 
 
 
 
Autres articles de Newsmada :
 
Hetsika Makalombo: mpatory an-dalana 5 000 nizarana sakafo
Nahatsiaro manokana ireo fianakaviana latsaka an-katerena ary tsy manan-kialofana ny minisitry ny Mponina sy ny firaisankina, Raharinirina (…)
METFP: roa andro ho an’ny Fampianarana teknika
Mikarakara hetsika fampahafantarana sy torolalana mahakasika ny fampianarana teknika sy ny fanofanana arakasa ny minisitera, etsy Mahamasina, ny (…)
Hetsika fosika: 15 ireo fitarainana voaray tao anatin’ny herinandro
Tsy mitsitsy ny minisitra! Fitarainana 15 no voaray tao anatin’ny herinandro, mahakasika ny hetsika fosika. Tanjona ny hialana amin’ny fomba tsy (…)
Andranomainty Miandrivazo: karatany 454 natolotra ny tantsaha
Ho afaka mamokatra am-pahatoniana sy manatsara ny famokarany ny mpamboly rehefa milamina ny fananatany. Natolotra ireo mponina ao amin’ny (…)
GOGUETTE ALLIANCE 92 ( 24 12 2025 )
 
Imprimer cette page

 
 

Le portail Africain.info indexe des journaux existants par ailleurs indépendamment sur le web. Les opinions exprimées dans ces journaux ne reflètent pas les opinions d’Africain.info, et ne peuvent lui être imputées. Les propos des articles n'angagent que la résponsabilité de leurs auteurs. Pour toute réclamation sur les contenus, voir directement avec les journaux concernés ou les auteurs des articles.

Africain.info : articles originaux sur l'actualité africaine et toute la presse de l'Afrique en ligne. Portal de journaux africains et actualités africainnes de dernière heure.

Publication web : DIRECTWAY, France.

| Conditions générales d'utilisation  | Nos coordonnés, contact   | Copyright © DIRECTWAY Africain.info