Africain.info : actualité Afrique
REVUE DE PRESSE   :   ACTUALITES D'AFRIQUE
   
 
TARATRY ny KANTO
Newsmada [10/01/2026]

Ho marihina ny faha-80 taonan’i Nalisoa Ravalitera. Hisy ny velakevitra manokana hotontosain’ny Faribolana Sandratra izay izy no anisan’ny nanangana azy, ny alarobia 14 Janoary izao. « Nalisoa Ravalitera : Tendrombohitra tsy ho saro-javona » ny lohahevitra hovelabelarin’i Mahefa voalohany. « (…)

[Source : lire l'article complet dans Newsmada]



        e-mail
 
 
 
 
Autres articles de Newsmada :
 
Pureplay Football League : Mitarika vonjimaika ny Disciples FC
Notontosaina ny faran’ny herinandro teo ny andro faharoa hiadiana ny ho tompondakan’i Madagasikara, taranja baolina kitra, “Pureplay Foot­ball (…)
SOMBIM-BAOVAO
Ho fantatra anio, ny filaharana vaovao an’ny Barean’i Madagasikara, amin’ny Fifa. Tsiahivina fa mety hiova tanteraka io filaharany io, noho izy (…)
JJB-Tompondakan’i Eoropa : Resy tamin’ny ady faharoa i Xavier
Tontosa ny faran’ny herinandro teo, tany Lisbonne, ny fiadiana ny tompondakan’i Eoropa, taranja Jiu-jitsu Breziliana, nandraisan-dRanarivelo (…)
Baolina kitra – “CAN 2025” : Nahazo “prize money” 7 tapitrisa dolara i Sénégal
Nikatona tanteraka ny andiany faha-36 amin’ny fiadiana ny ho tompondakan’i Afrika ho an’ny ekipam-pirenena, taranja baolina kitra (Can 2025). (…)
TARATRY ny KANTO
Hisy ny dinika fampahafantarana ny “Alahamadibe taona 465”, ny alakamisy 22 janaory izao, amin’ny 8 ora maraina, etsy amin’ny IKM Antsahavola. (…)
 
Imprimer cette page

 
 

Le portail Africain.info indexe des journaux existants par ailleurs indépendamment sur le web. Les opinions exprimées dans ces journaux ne reflètent pas les opinions d’Africain.info, et ne peuvent lui être imputées. Les propos des articles n'angagent que la résponsabilité de leurs auteurs. Pour toute réclamation sur les contenus, voir directement avec les journaux concernés ou les auteurs des articles.

Africain.info : articles originaux sur l'actualité africaine et toute la presse de l'Afrique en ligne. Portal de journaux africains et actualités africainnes de dernière heure.

Publication web : DIRECTWAY, France.

| Conditions générales d'utilisation  | Nos coordonnés, contact   | Copyright © DIRECTWAY Africain.info