Africain.info : actualité Afrique
REVUE DE PRESSE   :   ACTUALITES D'AFRIQUE
   
 
Fiara nivarina tany anaty rano : Olona 3 namoy ny ainy
Newsmada [10/01/2026]

Nitrangana lozam-pifamoivoizana namoizana aina indray tetsy amin’ny digue, akaikin’ny Apipa Amboavahy, afakomaly alina. Fiara taxi iray no nivarina tao anaty rano, teny an-toe­rana, izay nitondra olona telo. Avy any amin’ny Art Malagasy hihazo an’Andranomena io fiara niharan-doza io. Namoy ny (…)

[Source : lire l'article complet dans Newsmada]



        e-mail
 
 
 
 
Autres articles de Newsmada :
 
Ny diarin’i Anne Frank : Natolotry ny ViMa ny tranombokim-pirenena
Voadika amin’ny teny malagasy ilay boky malaza maneran-tany “Le journal d’Anne Frank”. “Ny diarin’i Anne Frank” ihany no lohateniny, izay (…)
Tontolon‘ny hira: Hanimba hira sy mpitendry ny teknolojia
Fototra iray mampijoro ny hira ny fisian’ny mpitendry (mpitsoka, mpikapoka…) zavamaneno. Misedra olana maro, anefa, izy ireny… Zavamaneno iray (…)
INDRAY MIJERY
Noho ny fisian’ilay fikorontanana ao amin’ny ranomasimbe Indianina, tombanana hahazo vahana ny oram-baratra amin’ny morontsiraka atsinanan’ny Nosy (…)
Rasazy Valencia – Fandrindram-piterahana : “Fifaliako rehefa samy resy lahatra ny mpivady”
Rasazy ao amin’ny CSB II Ambohimanarivo Antsirabe, nandritra ny 8 taona, Rafano­mezantsoa Lantonirina Valen­cia. Tomponandraikitry ny fandrindrana (…)
Oniversiten’Antananarivo : Hampianatra eny ny profesora Jasbir Chahal
Tonga eto Madagasikara ny profesora Jasbir Chahal ary voafantina ho Fulbright US Scholar hisehatra eto an-toerana. Ato anatin’ny enim-bolana (…)
 
Imprimer cette page

 
 

Le portail Africain.info indexe des journaux existants par ailleurs indépendamment sur le web. Les opinions exprimées dans ces journaux ne reflètent pas les opinions d’Africain.info, et ne peuvent lui être imputées. Les propos des articles n'angagent que la résponsabilité de leurs auteurs. Pour toute réclamation sur les contenus, voir directement avec les journaux concernés ou les auteurs des articles.

Africain.info : articles originaux sur l'actualité africaine et toute la presse de l'Afrique en ligne. Portal de journaux africains et actualités africainnes de dernière heure.

Publication web : DIRECTWAY, France.

| Conditions générales d'utilisation  | Nos coordonnés, contact   | Copyright © DIRECTWAY Africain.info