Africain.info : actualité Afrique
REVUE DE PRESSE   :   ACTUALITES D'AFRIQUE
   
 
Profesora Zaranaina Fanomezantsoa Christian: Virus niforona teto Madagasikara ilay Mpox miseho eto amintsika
Newsmada [17/01/2026]

Nitafa tamin’ny profesora Zaranaina Fanomezantsoa Christian momba ny valanaretina Mpox ny Taratra ka nambarany fa tena ilana fijerena amin’ny lafiny siantifika fa tsy medikaly fotsiny io aretina io. Mpikaroka siantifika pharmaceutique amin’ny orinasa vahiny Holding Endena, misahana ny fakana (…)

[Source : lire l'article complet dans Newsmada]



        e-mail
 
 
 
 
Autres articles de Newsmada :
 
Oniversiten’i Madagasikara : Hanomboka ny 13 marsa ny taom-pianarana
Notanterahina tamin’ity herinandro ity, teny Fiadanana sy nampitain-davitra, ny Con­férence des présidents des universités (CPU) voalohany ho (…)
Hopitaly Ambohimiandra: Nahazo efitrano vaovao ny sampana mitsabo ny zaza
Notokanana tamin’ny fomba ofisialy, omaly, ny efitrano vaovao hitsaboana ny zazakely etsy amin’ny hopitalin’ny reny sy ny zaza Ambohimiandra. (…)
INDRAY MIJERY
Nanamafy ny fiaraha-miasa efa misy ny Repoblikan’i Korea sy ny minisiteran’ny Fampianarana ambony sy ny fikarohana ara-tsiansa. Nilaza ny hanome (…)
SOMBIM-BAOVAO
Tsy handray anjara sy hiatrika ny fiadiana ny ho tompondakan’i Madagasikara, amin’ny taranja baolina kitra « PFL » amin’ity taona ity, ny AS (…)
“Can 2025” : Tafita amin’ny famaranana i Maroc sy i Sénégal
Enin-taona aty aoriana, hifandona indray i Maroc sy i Sénégal. Fifanandrinana anatin’ny famaranan’ny fiadiana ny ho tompondakan’i Afrika, taranja (…)
 
Imprimer cette page

 
 

Le portail Africain.info indexe des journaux existants par ailleurs indépendamment sur le web. Les opinions exprimées dans ces journaux ne reflètent pas les opinions d’Africain.info, et ne peuvent lui être imputées. Les propos des articles n'angagent que la résponsabilité de leurs auteurs. Pour toute réclamation sur les contenus, voir directement avec les journaux concernés ou les auteurs des articles.

Africain.info : articles originaux sur l'actualité africaine et toute la presse de l'Afrique en ligne. Portal de journaux africains et actualités africainnes de dernière heure.

Publication web : DIRECTWAY, France.

| Conditions générales d'utilisation  | Nos coordonnés, contact   | Copyright © DIRECTWAY Africain.info