Africain.info : actualité Afrique
REVUE DE PRESSE   :   ACTUALITES D'AFRIQUE
   
 
Fihaonambe iraisam-pirenena momba ny matematika : Mpampianatra fito misolo tena an’i Madagasikara
Newsmada [25/07/2026]

Mpampianatra fito, avy amin’ny Ecole doctorale ma­thématiques et applications (EDMA), ao amin’ny Oniver­siten’Antananarivo, no misolo tena an’i Madagasikara mandritra ny Fihaonambe iraisam-pirenena momba ny matematika. Atao any Filadelfia, na­nomboka ny alakamisy lasa teo ka hatramin’ny 31 jolay (…)

[Source : lire l'article complet dans Newsmada]



        e-mail
 
 
 
 
Autres articles de Newsmada :
 
FOCUS RAGE
Kitra – Yas Coupe 2026 : Hiady izay ho any Afrika ny FC Rouge sy ny Ste Anne
“Iza no hisolo tena ny Mala­gasy atsy Afrika”? Ho fantatra anio, etsy amin’ny Kianjan’ny Elgeco Plus, ny anaran’izay ekipa ho solontenan’ny (…)
Rugby – Manasa-dalana Top 12 : Vonona haka fandresena ny Uscar
Anisan’ny fihaonana goavana, andrasan’ny rehetra, ny donan’ny Uscar sy ny CEA Andranomanalina. Ho toy ny famaranana kely io kopaka io. Vonona ny (…)
Faritra Bongolava; Namolavola drafitra iatrehana ny afo
Notanterahina nandritra ny dimy andro, nifarana ny zoma lasa teo, tany Ampefy, ny atrikasa famolavolana ny drafitra rezionaly hiatrehana ny (…)
Tenisy – Davis Cup : Ao amin’ny sokajy A ny Malagasy
Nanomboka omaly ka haharitra hatramin’ny 25 jolay ho avy izao, any Congo Brazzaville, ny fifaninanana Davis Cup, sokajy lehilahy, aty amin’ny (…)
 
Imprimer cette page

 
 

Le portail Africain.info indexe des journaux existants par ailleurs indépendamment sur le web. Les opinions exprimées dans ces journaux ne reflètent pas les opinions d’Africain.info, et ne peuvent lui être imputées. Les propos des articles n'angagent que la résponsabilité de leurs auteurs. Pour toute réclamation sur les contenus, voir directement avec les journaux concernés ou les auteurs des articles.

Africain.info : l'actualité africaine et la presse de l'Afrique en ligne. Portal de journaux africains et actualités africainnes de dernière heure.

Publication web : DIRECTWAY

| Conditions générales d'utilisation  | Nos coordonnés, contact   | Copyright © DIRECTWAY Africain.info