Africain.info : actualité Afrique
REVUE DE PRESSE   :   ACTUALITES D'AFRIQUE
   
 
Baolina kitra – Fifaninanana afrikanina : Fc Rouge vs Arrows FC Zambie, CFFA vs Lijabatho FC Lesotho
Newsmada [7/08/2026]

Fantatra avokoa ireo ekipa hifanandrina amin’ireo solontena malagasy eo amin’ny fifaninanana afrikanina, taranja baolina kitra. Ny Arrows FC Zambie ny an’ny FC Rouge ary ny Lijabatho FC Lesotho, hifanandrina amin’ny CFFA. Tontosa omaly, tany Le Caire Egypte, ny antsapaka nahalalana izay ekipa (…)

[Source : lire l'article complet dans Newsmada]


L'actualité dans les journaux de Lesotho | Lesotho news in Lesotho newspapers: Lesotho.direct.news
L'actualité dans les journaux de Zambie | Zambia news in Zambian newspapers: Zambia.direct.news



        e-mail
 
 
 
 
Autres articles de Newsmada :
 
“Ligue des Champions 2026” : Ao Côte d’or, Maurice, ny lalaon’ny CFFA sy ny Lijabatho
Nisafidy ny Nosy rahavavy, Maurice, ihany koa ny CFFA Andoharanofotsy hampiantranoana ny fihaonany amin’ny Lijabatho FC Lesotho, eo amin’ny (…)
ASIEF – Fifidianana naverina: Mbola lany ho filoha i John Love
Voafidy ho filohan’ny Fi­kambanana misahana ny fa­natanjahantena iraisan’ny mi­nisitera sy ny andrimpanjakana na Asief (Association sportive (…)
Fahasalamana: Arahi-maso ireo avy any amin’ny firenena ahitana ebola
Araka ny naoty iraisan’ny minisitera laharana faha-569 momba ny fanamafisana ny fe­petra ara-pahalasamana eny amin’ny sisintany, voarara (…)
Voka-panadinana bakalorea : 39,21% ny taham-pahombiazana ho an’i Toliara, 51,57% ho an’i Toamasina
Raha ny vokatra ofisialy ho an’ny fanadinam-panjakana bakalorea efa nivoaka hatramin’ny omaly, ny tany Toliara no ambany indrindra ny (…)
Fanabeazana sy kolo saina: Nahay nihaino ny Malagasy
Manana fiantraikany lehibe eo amin’ny zavakanto sy ny kolontsaina malagasy ny fahaizan’ny Malagasy nihaino fahiny. Nobeazina sy nokoloina hihaino (…)
 
Imprimer cette page

 
 

Le portail Africain.info indexe des journaux existants par ailleurs indépendamment sur le web. Les opinions exprimées dans ces journaux ne reflètent pas les opinions d’Africain.info, et ne peuvent lui être imputées. Les propos des articles n'angagent que la résponsabilité de leurs auteurs. Pour toute réclamation sur les contenus, voir directement avec les journaux concernés ou les auteurs des articles.

Africain.info : l'actualité africaine et la presse de l'Afrique en ligne. Portal de journaux africains et actualités africainnes de dernière heure.

Publication web : DIRECTWAY

| Conditions générales d'utilisation  | Nos coordonnés, contact   | Copyright © DIRECTWAY Africain.info