Africain.info : actualité Afrique
REVUE DE PRESSE   :   ACTUALITES D'AFRIQUE
   
 
« Rallye du Boeny » : Nanjaka tokana ny klioba Asacm
Newsmada [18/08/2026]

Notontosaina tany Maha­janga, ny 13 – 15 aogositra lasa teo, ny « Rallye du Boeny ». Dingana fahatelo amin’ny fiadiana ny ho tompondakan’i Madagasikara. Fifaninanana nokarakarain’ny klioba Go Janga. Nanjaka tokana sady nanampatra ny heriny ny klioba Asacm, satria izy ireo avokoa no nahazo ny (…)

[Source : lire l'article complet dans Newsmada]



        e-mail
 
 
 
 
Autres articles de Newsmada :
 
SOMBIM-BAOVAO
Klioba iray manana solontena amin’ny fia­diana ny ho tompondakan’i Madagasikara, taranja baolina kitra, ho an’ny vehivavy sy lehilahy, ny (…)
Afrobasket U18 : Nitondra amboara roa nody ny Ankoay
“ Fankasitrahana!” Tsy nody tamin’ny tanam-polo ny ekipam-pirenena malagasy, Ankoay, nandritra ny “Afrobasket U18” izay notontosaina tany Côte (…)
“Coupe des Champions” : Hifampitsapa indroa miantoana ny FC Rouge sy ny CFFA
Mialoha ny handehanan’ireo solontena roa ho any Afrika, hanatanteraka lalao mandroso sy miverina, eo amin’ny Kianjan’ny CFFA Iavoloha, amin’ity (…)
« Dinan’ny Anôsy Miray » : Tafapetraka ao Amboasary Atsimo
Nitsidika ny distrikan’­ Am­boasary Atsimo ny minisitry ny Foloalindahy (MFA), ny Jly Razafitombo Mamitiana Ely, ny minisitry ny (…)
CENHOSOA : Mankalaza ny faha-135 taona nijoroany
Nanatanteraka fihaonana tamin’ny mpanao gazety ireo tompon’andraikitra ambony eo anivon’ny hopitaly miaramila (CenHoSoa), ny zoma lasa teo, (…)
 
Imprimer cette page

 
 

Le portail Africain.info indexe des journaux existants par ailleurs indépendamment sur le web. Les opinions exprimées dans ces journaux ne reflètent pas les opinions d’Africain.info, et ne peuvent lui être imputées. Les propos des articles n'angagent que la résponsabilité de leurs auteurs. Pour toute réclamation sur les contenus, voir directement avec les journaux concernés ou les auteurs des articles.

Africain.info : l'actualité africaine et la presse de l'Afrique en ligne. Portal de journaux africains et actualités africainnes de dernière heure.

Publication web : DIRECTWAY

| Conditions générales d'utilisation  | Nos coordonnés, contact   | Copyright © DIRECTWAY Africain.info