« Olympiades d’Echecs » : Nandresy an’i Curacao ny sokajy vehivavy
Newsmada [18/09/2026]
Nitohy omaly, tany Samarcande Ouzbekistan, ny andiany faha-46 amin’ny «Olympiades», taranja lalaon-tsaina Echec. Taorian’ny fandresen’i Serbia, 4 no ho 0, an’i Madagasikara nandritra ny «Round 1», natao ny talata lasa teo, niharina tamin’ny fahavoazany ny Malagasy. Lavon’izy ireo tamin’ny (…)
[Source : lire l'article complet dans Newsmada]
|
|
|
|
| |
|
|
| |
| |
| Autres articles de Newsmada :
|
| |

Basikety U23 – Fiba 3 x 3, World Cup: Nandresy an’i Tonga fa resin’i Espagne ny Ankoay
Nitohy omaly, tao amin’ny Kianja Wuhan Shi, Hubei Chine, ny andro faharoa hiadiana ny ho tompondaka maneran-tany eo amin’ny taranja basikety (…)
|

SOMBIM-BAOVAO
Hotontosaina anio, any Côte d’Ivoire, ny fihaonan’i Madagasikara sy Nigeria, taranja handball. Lalao tafiditra anatin’ny andro fahatelo, (…)
|

Fifanintsanana Can 2027 : Resy lahatra amin’ny Barea i Zacharie Boucher
Nantsoina hanatevina ny Barea i Zacharie Boucher, mpiandry harato, saingy nanda ny taona 2018. Valo taona aty aoriana, nanaiky ny handrafitra ny (…)
|

TARATRY ny KANTO
Maromaro ny seho hotontosain’ny Mahaleo taranaka miaraka amin’i Bekoto sy i Dama any Eoropa. Hisantatra izany ny any Belgique, ny 3 oktobra izao. (…)
|

Jiu-jitsu Brezilianina : Malagasy 10 hiatrika ny amboara maneran-tany
Efa ao anatin’ny fanomanana sahady ny fiadiana ny amboara maneran-tany amin’ ny taranja haiady Jiujitsu brezilianina hotanterahina any Dubaï, ny (…)
|
| |
Imprimer cette page |
|
|
|