Fifanintsanana Can 2027 : Resy lahatra amin’ny Barea i Zacharie Boucher
Newsmada [18/09/2026]
Nantsoina hanatevina ny Barea i Zacharie Boucher, mpiandry harato, saingy nanda ny taona 2018. Valo taona aty aoriana, nanaiky ny handrafitra ny ekipa nasionaly malagasy izy rehefa nantsoin’i Corentin Martins, mpanazatra. Nivoaka tamin’ny fomba ofisialy, omaly ny mpilalao handrafitra ny (…)
[Source : lire l'article complet dans Newsmada]
|
|
|
|
| |
|
|
| |
| |
| Autres articles de Newsmada :
|
| |

Basikety U23 – Fiba 3 x 3, World Cup: Nandresy an’i Tonga fa resin’i Espagne ny Ankoay
Nitohy omaly, tao amin’ny Kianja Wuhan Shi, Hubei Chine, ny andro faharoa hiadiana ny ho tompondaka maneran-tany eo amin’ny taranja basikety (…)
|

SOMBIM-BAOVAO
Hotontosaina anio, any Côte d’Ivoire, ny fihaonan’i Madagasikara sy Nigeria, taranja handball. Lalao tafiditra anatin’ny andro fahatelo, (…)
|

« Olympiades d’Echecs » : Nandresy an’i Curacao ny sokajy vehivavy
Nitohy omaly, tany Samarcande Ouzbekistan, ny andiany faha-46 amin’ny «Olympiades», taranja lalaon-tsaina Echec. Taorian’ny fandresen’i Serbia, 4 (…)
|

TARATRY ny KANTO
Maromaro ny seho hotontosain’ny Mahaleo taranaka miaraka amin’i Bekoto sy i Dama any Eoropa. Hisantatra izany ny any Belgique, ny 3 oktobra izao. (…)
|

Jiu-jitsu Brezilianina : Malagasy 10 hiatrika ny amboara maneran-tany
Efa ao anatin’ny fanomanana sahady ny fiadiana ny amboara maneran-tany amin’ ny taranja haiady Jiujitsu brezilianina hotanterahina any Dubaï, ny (…)
|
| |
Imprimer cette page |
|
|
|