Rugby lalaovin’olona 7 : Hiady ny tapakila ho an’ny Lalao Olympika ny Makis
Newsmada [3/10/2026]
Hifantoka atsy Maurice ny sain’ny mpitia fanatanjahantena, indrindra ny mpankafy rugby, amin’izao faran’ny herinandro izao. Ekipa valo hiady izay ho tompondakan’i Afrika, ho an’ny baolina lavalava lalaovin’olona 7 “Africa Men’s Sevens Series 2026”. Anisan’ireo hiatrika izany ny Makis (…)
[Source : lire l'article complet dans Newsmada]
|
|
|
|
| |
|
|
| |
| |
| Autres articles de Newsmada :
|
| |

Volley-ball – Mada D1 : Zandary telo hiatrika famaranana
Tontosa omaly, teny amin’ ny Kianja mitafon’Ankorondrano, ny manasa-dalana hiadiana ny ho tompondakan’i Madagasikara taranja volley-ball, sokajy (…)
|

Can 2027, U23: Hitsapa ny ekipan’i Moramanga ny Barea
«Miomana hatrany! » Hiatrika lalao fitsapana amin’ny ekipa voafantin’i Moramanga, ny alahady ho avy izao, any an-toerana, ny ekipam-pirenena (…)
|

SOMBIM-BAOVAO
Notontosaina omaly, tao amin’ny Kianja Maître Kira Andaboly, ny fanaovam-beloma farany an’ilay kintan’ny baolina kitra malagasy, Kira Michel. Ity (…)
|

INDRAY MIJERY
Mikarakara fihaonambe nasionaly voalohany momba ny asa an-tsoroka, ny 6 hatramin’ny 8 oktobra ho avy izao izao ny BNGRC. Hiarahana amin’ny Pam/WFP (…)
|

Toamasina: Mahatratra 64% ny fahavitan’ny Campus Universitaire
Tonga nitsidika ny Campus an’ny oniversiten’i Barikadimy, ao Toamasina, ny delegasionin’ny Banky iraisam- pirenena, ny faran’ny volana (…)
|
| |
Imprimer cette page |
|
|
|