Africain.info : actualité Afrique
REVUE DE PRESSE   :   ACTUALITES D'AFRIQUE
   
 
Fampiroboroboana ny fahitsiana : Ho mpampita hafatra mahomby ny tanora
Newsmada [14/10/2026]

Taorian’ny zaikabem-pirenena ho an’ny fampiroboroboana ny fahitsiana ho an’ny tanora, nokarakarain’ny Ko­mity mitandro ny fahitsiana, na­molavola «Manifeste» mom­­ba ny fandraisana andraikitra amin’ny maha olom-pirenena sy ny fahafahan’ny tanora mahazo asa ireo nandray anjara. Miaraka amin’ny (…)

[Source : lire l'article complet dans Newsmada]



        e-mail
 
 
 
 
Autres articles de Newsmada :
 
GOGUETTE du 14 10 2026
Firaisankinan’ny ben’ny Tanàna : Tafapetraka ny rafitra FBF ao Sofia
Tafiditra amin’ny fankalazana ny Andron’ny 14 oktobra. Tafapetraka soa aman-tsara ny Firaisankinan’ny ben’ny Tanàna ho an’ny fanavaozana (FBF) ao (…)
INDRAY MIJERY
Noraisin’ny fitondram-panjakana an-tanàna ny fikarakarana ireo mpampivelona sy mpamily niharan’ny lozam-pifamoivoizana tany Antsohihy. Taorian’ny (…)
SMA : Nisitraka fampitaovana vaovao
Nisitraka kamiao lehibe, miisa 32, hitaterana fako manerana ny tanànan’Antananarivo Renivohitra ny Orinasa monisipaly misahana ny fanadiovana (…)
Karate KA MALAGASY : Hitrandraka medaly any Pologne ny malagasy
Hiatrika ny fiadiana ny ho Tompondaka maneran-tany amin’ny taranja karate, ny 14 -18 oktobra ho avy izao, any Pologne, sokajy lahy sy vavy, ireo (…)
 
Imprimer cette page

 
 

Le portail Africain.info indexe des journaux existants par ailleurs indépendamment sur le web. Les opinions exprimées dans ces journaux ne reflètent pas les opinions d’Africain.info, et ne peuvent lui être imputées. Les propos des articles n'angagent que la résponsabilité de leurs auteurs. Pour toute réclamation sur les contenus, voir directement avec les journaux concernés ou les auteurs des articles.

Africain.info : l'actualité africaine et la presse de l'Afrique en ligne. Portal de journaux africains et actualités africainnes de dernière heure.

Publication web : DIRECTWAY

| Conditions générales d'utilisation  | Nos coordonnés, contact   | Copyright © DIRECTWAY Africain.info