Africain.info : actualité Afrique
REVUE DE PRESSE   :   ACTUALITES D'AFRIQUE
   
 
SMA : Nisitraka fampitaovana vaovao
Newsmada [14/10/2026]

Nisitraka kamiao lehibe, miisa 32, hitaterana fako manerana ny tanànan’Antananarivo Renivohitra ny Orinasa monisipaly misahana ny fanadiovana (SMA). Avy amin’ny masoivoho japoney misahana ny fiaraha-miasa iraisam-pirenena na ny Jica ireo fitaovana ireo. « Manampy amin’ny fanamorana ny (…)

[Source : lire l'article complet dans Newsmada]



        e-mail
 
 
 
 
Autres articles de Newsmada :
 
GOGUETTE du 14 10 2026
Firaisankinan’ny ben’ny Tanàna : Tafapetraka ny rafitra FBF ao Sofia
Tafiditra amin’ny fankalazana ny Andron’ny 14 oktobra. Tafapetraka soa aman-tsara ny Firaisankinan’ny ben’ny Tanàna ho an’ny fanavaozana (FBF) ao (…)
INDRAY MIJERY
Noraisin’ny fitondram-panjakana an-tanàna ny fikarakarana ireo mpampivelona sy mpamily niharan’ny lozam-pifamoivoizana tany Antsohihy. Taorian’ny (…)
Fampiroboroboana ny fahitsiana : Ho mpampita hafatra mahomby ny tanora
Taorian’ny zaikabem-pirenena ho an’ny fampiroboroboana ny fahitsiana ho an’ny tanora, nokarakarain’ny Ko­mity mitandro ny fahitsiana, na­molavola (…)
Karate KA MALAGASY : Hitrandraka medaly any Pologne ny malagasy
Hiatrika ny fiadiana ny ho Tompondaka maneran-tany amin’ny taranja karate, ny 14 -18 oktobra ho avy izao, any Pologne, sokajy lahy sy vavy, ireo (…)
 
Imprimer cette page

 
 

Le portail Africain.info indexe des journaux existants par ailleurs indépendamment sur le web. Les opinions exprimées dans ces journaux ne reflètent pas les opinions d’Africain.info, et ne peuvent lui être imputées. Les propos des articles n'angagent que la résponsabilité de leurs auteurs. Pour toute réclamation sur les contenus, voir directement avec les journaux concernés ou les auteurs des articles.

Africain.info : l'actualité africaine et la presse de l'Afrique en ligne. Portal de journaux africains et actualités africainnes de dernière heure.

Publication web : DIRECTWAY

| Conditions générales d'utilisation  | Nos coordonnés, contact   | Copyright © DIRECTWAY Africain.info