Africain.info : actualité Afrique
REVUE DE PRESSE   :   ACTUALITES D'AFRIQUE
   
 
Banky iraisam-pirenena : Hafainganina ny fisitrahana jiro sy rano
Newsmada [19/10/2026]

Nihaona tamin’ny ny solontenan’ny Vondrona afrika II eo anivon’ny Banky iraisam-pirenena (BM), tany Bangkok- Thai­landy, ny delegasiona malagasy, notarihin’ny minisitry ny Toekarena sy ny fitantanambola, Dr Ramiarison Herinjatovo Aimé, ny herinandro lasa teo. Fantatra fa ho hafainganina ny (…)

[Source : lire l'article complet dans Newsmada]



        e-mail
 
 
 
 
Autres articles de Newsmada :
 
Farihin’i Behoririka : 6 000 m3 ireo angon-tany nalana tao anatiny
Mirefy 1,50 ha ny farihin’i Behoririka izay diovina amin’izao fotoana izao. Nambaran’ny talen’ny Fotodrafitrasa eo anivon’ny Kaominina (…)
VAOVAO TAMBATRA
Nosamborina ny vehivavy iray mpandraha­raha ny fonja, ny 13 oktobra teo ary naiditra vonji­maika am-ponja. Voarohirohy nanamora ny (…)
Toamasina : Hiampy 1,8 MW ny famatsiana herinaratra
Nanafatra gropy mamokatra herinaratra miisa 10 ny orinasa Enelec, hiantohana ny famokarana herinaratra ao an-tampon-tanànan’i Toamasina. Manana (…)
Ampasindava : Hamokatra terre rare 4 000 t isan-taona ny Harena Rare Earths
Nankatoavin’ny fanjakana ny fahazoan-dalan’ny orinasa amerikanina Harena Rare Earths. Hitrandraka ny harena an-kibon’ny tany, Oxyde de terre rare, (…)
“The Voice of Europe” : Voafantina hifaninana i Samuella
Hanomboka ny alatsinainy 19 oktobra izao ny “The Knoc­kouts”, fifaninanan-kira “The Voice of Europe”. Tsy diso an­jara amin’izany i (…)
 
Imprimer cette page

 
 

Le portail Africain.info indexe des journaux existants par ailleurs indépendamment sur le web. Les opinions exprimées dans ces journaux ne reflètent pas les opinions d’Africain.info, et ne peuvent lui être imputées. Les propos des articles n'angagent que la résponsabilité de leurs auteurs. Pour toute réclamation sur les contenus, voir directement avec les journaux concernés ou les auteurs des articles.

Africain.info : l'actualité africaine et la presse de l'Afrique en ligne. Portal de journaux africains et actualités africainnes de dernière heure.

Publication web : DIRECTWAY

| Conditions générales d'utilisation  | Nos coordonnés, contact   | Copyright © DIRECTWAY Africain.info