Africain.info : actualité Afrique
REVUE DE PRESSE   :   ACTUALITES D'AFRIQUE
   
 
Lalao Olympika ho an’ny tanora : Nahazo ny medaly alimo ny Makis Ladies tany Dakar
Newsmada [4/11/2026]

Ny Makis Ladies, hatreto, no nahazo ny medaly Olympika voalohany ho an’ny Malagasy. Tsy resy mihitsy izy ireo tao amin’ny vondrona B nisy azy ireo. Tany amin’ny manasa-dalana vao nahintsan’i Kenya. Nandavo an’i Tchéquie, 26 no ho 10 indray ka nahazo medaly alimo Nanoratra tantara vaovao ho an’ny (…)

[Source : lire l'article complet dans Newsmada]



        e-mail
 
 
 
 
Autres articles de Newsmada :
 
« Volan’Ambatovinaky »: Maneho ny tantara teatira malagasy
Lasa toeram-pivoahana ho an’ny besinimaro taty aoriana… Mirakitra tantara lehibe, tsy hay kosehina raha hiresaka ny teatira malagasy anefa io (…)
FAKAFAKA
Maro ireo diso hevitra Vokatry ny fanaovana « antanambotsotra ». Fanindraindrana sy filohalohavana ny tsy sahaza ny tena… Maro ireo diso hevitra. (…)
SOMBIM-BAOVAO
Norombahin’i Fred sy i Andry, ny “Grand Rallye de Madagascar” andiany faha-46. Dingana farany notanterahina tany Moramanga ny 13 – 15 novambra (…)
Barean’i Madagasikara : Mpilalao efatra tsy afaka hiakatra kianja
Hifanome fotoana amin’ny mpankafy, anio, ny ekipam-pirenena, Barean’i Madagasikara. Hifanandrina amin’ny OS Djurtus Guinée Bissau ny Malagasy. (…)
Fandraisana mpampianatra : Napetraka ny ady amin’ny kolikoly
Mifantoka amin’ny fanadihadiana sy ny famakafakana ireo lesoka mety hitondra any amin’ny kolikoly, ao anatin’ny paikady rehetra mahakasika ny (…)
 
Imprimer cette page

 
 

Le portail Africain.info indexe des journaux existants par ailleurs indépendamment sur le web. Les opinions exprimées dans ces journaux ne reflètent pas les opinions d’Africain.info, et ne peuvent lui être imputées. Les propos des articles n'angagent que la résponsabilité de leurs auteurs. Pour toute réclamation sur les contenus, voir directement avec les journaux concernés ou les auteurs des articles.

Africain.info : l'actualité africaine et la presse de l'Afrique en ligne. Portal de journaux africains et actualités africainnes de dernière heure.

Publication web : DIRECTWAY

| Conditions générales d'utilisation  | Nos coordonnés, contact   | Copyright © DIRECTWAY Africain.info