Africain.info : actualité Afrique
REVUE DE PRESSE   :   ACTUALITES D'AFRIQUE
   
 
KMF/Cnoe : «Tokony hoferana ny vola amin’ny propagandy»
Newsmada [7/11/2026]

Naneho ny heviny ny eo anivon’ny KMF/Cnoe amin’izao andro vitsy mialoha ny hanolorana amin’ny fomba ofisialy ireo fehin-kevitra voaangona tamin’ny dinika fakan-kevitra teny Iavoloha, ho fanomanana ny fifidianana izao. Hotanterahina eny Ivato, ny alatsinainy 9 sy talata 10 desambra izao ny (…)

[Source : lire l'article complet dans Newsmada]



        e-mail
 
 
 
 
Autres articles de Newsmada :
 
Fiheverana ny fahafatesana : Nahafantarana tantara ny loabariandasy
Notanterahina teny amin’ny Efitrano Dox, Tranom-bokim-pirenena Anosy, ny fa­ran’ny herinandro teo, ny loabariandasy, nandinihana ny lohahevitra (…)
Mage 4 : Noravahana rindra an-tsehatra ireo hira
Ny tsara kokoa hatrany. Mahafehy ny tolotra nasehon’ny Mage 4 omaly izay. Nifandimby ny karazam-pihetseham-po nandritra ny ora maro niarahana. (…)
INDRAY MIJERY
Mampahafantatra ny CUA fa adidin’ny tompon’alika ny miantoka ny fifehezana ny alikany mandritra ny fitondrany izany eny an’arabe. Adidiny koa ny (…)
Fivoriamben’ny holafitry ny infirmier : Nizara traikefa ny manampahaizana vahiny
Nikatona tao Morondava, ny faran’ny herinandro teo, ny fivoriamben’ny holafitry ny infirmier eto Madagasikara na Conseil de l’Ordre National des (…)
VFKF : Averina ny hasin’ny fokonolona
Nampahafantatra ny voka-pikarohana nentin’ny mpikaroka, Andriamisandratsoa Herizo, ny vovonanana famerenan-kasina ny fokonolona (VFKF). (…)
 
Imprimer cette page

 
 

Le portail Africain.info indexe des journaux existants par ailleurs indépendamment sur le web. Les opinions exprimées dans ces journaux ne reflètent pas les opinions d’Africain.info, et ne peuvent lui être imputées. Les propos des articles n'angagent que la résponsabilité de leurs auteurs. Pour toute réclamation sur les contenus, voir directement avec les journaux concernés ou les auteurs des articles.

Africain.info : l'actualité africaine et la presse de l'Afrique en ligne. Portal de journaux africains et actualités africainnes de dernière heure.

Publication web : DIRECTWAY

| Conditions générales d'utilisation  | Nos coordonnés, contact   | Copyright © DIRECTWAY Africain.info