Africain.info : actualité Afrique
REVUE DE PRESSE   :   ACTUALITES D'AFRIQUE
   
 
INDRAY MIJERY
Newsmada [9/11/2026]

Mampahafantatra ny CUA fa adidin’ny tompon’alika ny miantoka ny fifehezana ny alikany mandritra ny fitondrany izany eny an’arabe. Adidiny koa ny miaro ny olona manodidina sy ny mpampiasa ny lalam-bahoaka. Voarara ny famelana ny alika hirenireny tsy misy fanaraha-maso eny amin’ny toerana ho an’ny (…)

[Source : lire l'article complet dans Newsmada]



        e-mail
 
 
 
 
Autres articles de Newsmada :
 
Fiheverana ny fahafatesana : Nahafantarana tantara ny loabariandasy
Notanterahina teny amin’ny Efitrano Dox, Tranom-bokim-pirenena Anosy, ny fa­ran’ny herinandro teo, ny loabariandasy, nandinihana ny lohahevitra (…)
Mage 4 : Noravahana rindra an-tsehatra ireo hira
Ny tsara kokoa hatrany. Mahafehy ny tolotra nasehon’ny Mage 4 omaly izay. Nifandimby ny karazam-pihetseham-po nandritra ny ora maro niarahana. (…)
Fivoriamben’ny holafitry ny infirmier : Nizara traikefa ny manampahaizana vahiny
Nikatona tao Morondava, ny faran’ny herinandro teo, ny fivoriamben’ny holafitry ny infirmier eto Madagasikara na Conseil de l’Ordre National des (…)
VFKF : Averina ny hasin’ny fokonolona
Nampahafantatra ny voka-pikarohana nentin’ny mpikaroka, Andriamisandratsoa Herizo, ny vovonanana famerenan-kasina ny fokonolona (VFKF). (…)
KMF/Cnoe : «Tokony hoferana ny vola amin’ny propagandy»
Naneho ny heviny ny eo anivon’ny KMF/Cnoe amin’izao andro vitsy mialoha ny hanolorana amin’ny fomba ofisialy ireo fehin-kevitra voaangona tamin’ny (…)
 
Imprimer cette page

 
 

Le portail Africain.info indexe des journaux existants par ailleurs indépendamment sur le web. Les opinions exprimées dans ces journaux ne reflètent pas les opinions d’Africain.info, et ne peuvent lui être imputées. Les propos des articles n'angagent que la résponsabilité de leurs auteurs. Pour toute réclamation sur les contenus, voir directement avec les journaux concernés ou les auteurs des articles.

Africain.info : l'actualité africaine et la presse de l'Afrique en ligne. Portal de journaux africains et actualités africainnes de dernière heure.

Publication web : DIRECTWAY

| Conditions générales d'utilisation  | Nos coordonnés, contact   | Copyright © DIRECTWAY Africain.info